Fitiavana x 2

1. xxx ( 29/06/2005 15:48)
Possible ve ny mitia olona roa amin'ny fotoana iray ?
novalian'i fijo ny 18/07/2005 22:27
2. poupounesana ( 29/06/2005 16:14)
miankina @ le dikan'ny we mitia @nao ihany io ka!
fa possibla aloha zany hoe taitaitra @ oll na d efa tia oll iray hafa aza eh!
mety hoe samy tsy foinao angah d ekeko (satria misy toetra hitanao any @ le iray tsy hitanao any @ le iray et vice versa) fa raha samy tianao, toa tsy possibla kah!
3. fasaly ( 29/06/2005 16:21)
zà aloha mbola tsy tratran'izay mitia olona roa en meme temps zay e! ka amiko manokana tsy possible satria ny foko iray ihany.
4. xxx ( 29/06/2005 16:34)
Le izy we samy miaraka aminao le oll roa dia samy tianao !
Efa nisy nahita izany ve ? samy tsy foinao
5. booboo ( 29/06/2005 17:20)
mitovy hevitra @ poupou. Tsy maintsy misy iraika @ izy roa lalim-paka kokoa ny fitiavana azy ary ny iraika pitsopitsony @ ilay oul fotsiny no oe "itiavana" azy. Tsy izay nefa ny tena fitiavana.
6. kally ( 29/06/2005 17:22)
Samy mahafinaritra ahy ianareo roa lahy kanefa izany tsy azoko tenenina.Samy tsara samy soa samy kanto avokoa ka na dia marina aza tokony hafenina...Ianao tsy tapaka miresaka manao izay mahafalifaly ahy,Izy dia mipetrapetraka,bonaika,tsara fanahy..
7. mumu ( 29/06/2005 17:44)
xxxx hihihi za aloha tsy mbola nahita e !
8. chipie1 ( 29/06/2005 18:11)
fa ianareo 2 lahy tsy misy foiko
samy tiako samy antsoiko
saingy anaty iany no iantsoko anao
fa mampirafy tsotra izao ny foko
raha hitia antsokosoko
saingy mody hatao oe kilalao ...

raha hatao kilalao defa mety efa nahita :lol:
9. fijo ( 29/06/2005 20:15)
fasaly .ny fo iray fa ny ao anatiny misy toerana efatra.
amiko mety ka.araka io voalazan'i kally io.sa i "besa"
hay tonga mumu ko.za efa naika hitady hafa ko;
10. cutie ( 29/06/2005 21:27)
xxx za efa nahita fa t@ film:-D:-D:-D:-D
11. dadabe ( 30/06/2005 00:52)
zao klou e le mitia lazaina eto ve miaraka (relation sexuel)sa hoe fitiavanamana fotsiny e??raha le voalohany manko dia marina ilay voalaza teo hoe
Lohateny : Re : Fitiavana x 2
mitovy hevitra @ poupou. Tsy maintsy misy iraika @ izy roa lalim-paka kokoa ny fitiavana azy ary ny iraika pitsopitsony @ ilay oul fotsiny no oe "itiavana" azy. Tsy izay nefa ny tena fitiavana.
fa raha ilay fitiavanamana dia okay e
12. akamatiana ( 30/06/2005 04:50)
cutie hihhi zah kou efa nahita io film itanjy io:wink:

fa tsy possible kousa le mitie oulon-drou en meme temps eh , asa klou na mety manana fo ak-deux l oul manao an'io :-w fa ra ifanaovana klou d mety ho ety =))
13. ari.malala ( 30/06/2005 05:56)
tsy possible amiko manokana, fo tokana tsy afaka zaraina ho an'olona 2 na maromaro.
14. xxx ( 30/06/2005 06:45)
za indray mahita hoe possible ilay izy. fa mila mifameno.
15. fasaly ( 30/06/2005 06:47)
[quote=fijo]
fasaly .ny fo iray fa ny ao anatiny misy toerana efatra.
amiko mety ka.araka io voalazan'i kally io.sa i "besa"
hay tonga mumu ko.za efa naika hitady hafa ko;
[
message


fijo:
zany an! ao aza fa ho amboarina asiana place efatra izy ao e! de ahoana no atao???/quote]


16. majakely ( 30/06/2005 08:40)
Amiko dia possible ilay izy satria na iray aza ny fon'olombelona ;dia ny fitiavany tsy voafetra ho an'i olona iray !
Fa ilay izy fotsiny tsy ho voatery hoe ho tanteraina fa azo hatao fantasme fotsiny kan!!
Ohatra fotsiny izao ny RaR manana zanaka maro dia tiany foana ireo zanany na roa na telo na efatra !!!!Asa aloha e!! Io ny hevitro!
17. stephan ( 30/06/2005 08:46)
tsy fitiavan'olon-droa intsony izany fa fitiavan'olo-telo? hafa koa an! teny malagasy vaovao!
18. mandrindra ( 30/06/2005 08:51)
marina ny an'i majakely, ny fitiavana dia be dia be ary ho an'olona be dia be tsy voafetra : olontiana (mety ho tokana mety ho maro), RAR, fianakavina, namana, mpiaramiasa.... Fa saingy ny lanjany no tsy mitovy fa miova arakarak'ilay olona hifandraisana sy ny fomba fifandraisana aminy.
19. stephan ( 30/06/2005 09:03)
fa resaka fitiavana manao ahoana moa no ten resahina ato? tsy hitako mihitsy ny valam-pamaritana!
20. akamatiana ( 30/06/2005 10:40)
:-w fa inn marina kay le fitiavana resahina kle:-w
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2125