Fitiavana x 2

61. ft ( 05/07/2005 18:14)
vegas:

tsy hiteny



man'inn enao no tsy hiteny?? :cry:
62. fijo ( 05/07/2005 23:05)
ari malala;ka izy telo lahy anie izany e hi hi hi
63. lilbon ( 06/07/2005 05:10)
:twisted:
ny ahy alou ra ara-siantifika de mety ho possible ihany zany e!
satria ny fo kay ange mizara 4 e!
raha tiana amin'ny fo le oll zany de
mety ho tiana @venticule gôsy n le fo sa
@ventricule droite,
@oreillette gôsy,sa
@oreillette droite.
:^):PMarihina fa ny ventricule sy ny oreillette de tsy miara-mitempo!
de misy ko oll tsy tiana @fo fa tiana @sexe !hahahaha:twisted::twisted::twisted::twisted:=))=))
64. cocorie ( 06/07/2005 06:42)
ianao koa ry xxx tena ohatran'ny solon'anaranao ihany, tia X, tsy tia @ fo fa @ sexe, mieritreritra de X, mitia de X, misaina de X, zany ve no dikan'ilay hoe :xxx,:*:-* tena :twisted: mihintsy ianao fa mievera tena
65. xxx ( 06/07/2005 07:22)
aiza no nisy resaka X teo kosa ry cocorie an! mampatsiaro anle blague mintsy ty resaka ty :
- inona no eritreretinao?
- ilay eritreretinao ka !
- tsss, ianao ty vetaveta an !!


:lol:
66. cocorie ( 06/07/2005 08:49)
Tsy haiko aloha e! ianao ary miala @ ceinture de chasteté, dia miditra @ fitiavana x 2...x3 x4...:°)
67. xxx ( 06/07/2005 10:56)
mampangididy hono reny ceinture de chasteté ireny a
68. mamzelkely ( 06/07/2005 13:29)
mety possible ve???:roll:mhhhhhhhhh!! tsy haiko alo fa za vahiny e!!!:°)
69. lilbon ( 06/07/2005 13:43)
cocorie aza mora tezitra mintss an!
sao de lazainao fa X KOA NY BANDY§
nefa anie reny X reny chromosome femmelle e!
fa ny an'ny kofy Y .
zany xe ny kof misaina amin'ny Y
70. IDEALY ( 06/07/2005 14:15)
misy lafiny roa ny fiainana ao ny efa manambady ao ny mbola tsy manambady
ka raha mbola tsia de afaka mitia olona maro (jery ivelany izay fa ny tena tianay am-pony mety ho iray ihany )raha manambady azy iny olona tena tiany iny de tokony tsy hijery hafa intsony raha mahay mikolo²ny fitiavany izy roa
eo no mipoitra ny olana raha tsy mahay mikolo²: misy mantsy ny mijanona amin'izao fotsiny , fa misy koa ny mitady hafa hamenoana ny banga .eo no ilana ny fifehezan-tena indrindra raha efa manan-janaka ; fa misy de mahavita misaraka ka mandeha miaraka amin'olon-kafa in1 ; mety ho lasa fahazarana anefa izay ka ratsy
Misy koa anefa ny mameno ny banga fotsiny fa na mi -delaisser azy aza ny vadiny tsy hisaraka amin'iny na oviana² izy ,izany hoe sarotra aminy ny ieritreritra we hanambady olon-kafa in1
lava be ny resako fa asa raha azonareo
raha fintiniko de afaka miaraka amin'ny olona roa na mihoatra ny olona iray na manambady izy na tsia
fa ny hitia olona en même tps impossible raha amoureux ny tiako holazaina , ilay fitiavana avy ao am-po
nofo daoly ny ankoatran'izay
71. fijo ( 06/07/2005 21:31)
ka izay e.mety io fa anjaranao no manao azy tsara
72. hps ( 10/07/2005 18:57)
fa inona ihany ny tsy nandramanareo ty ry fijo an,sao de anisan'ilay miompy maromaro mihitsy aloha nareo ka lasa fitiavanax1000:-@
73. fijo ( 12/07/2005 22:01)
hps "miompy"fa nga biby izy ireo kle?izany ry sipa an
74. ari.malala ( 14/07/2005 06:17)
hps???? miompy? fa angaha ny vehivavy bibyno ompiana? sa enao mpiompy vehivavy?
75. fasaly ( 14/07/2005 06:19)
hihihi!
76. conny ( 14/07/2005 20:43)

dinika izany moa izy ityka samy manana ny filazany nyolo.Amiko marina ihany ny any zefalah satria raha mbola antsika gasy tsy mahavita izany eo no ho eo raha tsy hoe asa varo tena no atao na manao fiaina-biby na hanao pornos angaha fa raha tsy izany aza makadala olo
77. fijo ( 14/07/2005 21:58)
ia moa mankadala nanao eto laolo e
78. xxx ( 15/07/2005 14:59)
Le mitia olona 2 en même temps tiako hambara ane ka tsy hoe même heure e. Hoe, miaraka amin'olona 2 fa tena tsy hainy ny mandanjalanja ny degrén'ilay fitiavany amin'olona 2 miaraka aminy
79. ari.malala ( 18/07/2005 12:42)
xxx, tsy mazava le size ô! mampirafy no tinao tenenina? za manokana alo sady tsy tia no tsy mahay anzany ê!
80. mandrindra ( 18/07/2005 14:16)
ari.malala, tsy voatery hoe mahay mampirafy anie vao manao izany e. Tonga ho azy io satria voajanahary ao antin'ny olona.:D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2129