Fitiavana x 2

21. rdjr ( 30/06/2005 12:57)
Angamba kosa tsy mety ho possible izany ka!
Ny iray aza efa mahafanina indraindry.
22. ari.malala ( 30/06/2005 13:07)
Ny fitiavana dia maro karazana, fa raha ny fitiavana olon-tiana no asiana teny eto we possible v ny manana olon-tiana (sip) 2 @ fotoana 1 de ho ana tsy mety satria refa 1 de 1

23. xxx ( 30/06/2005 13:12)
Ohatran'ny tsara aloha le izy e ! andramo ange e! :lol:
24. akamatiana ( 30/06/2005 13:24)
XXX miseho ary enao d , enao no ataoko fanandramana kle :wink: f'aza miX eo fotsiny:-P
25. zefalah ( 30/06/2005 14:13)
adaladala tssssssss
aiza ko no hisy sipa na bandy hiraka aminy olona ro ao aminy fotoana ray?tsy mety wa noss
26. fasaly ( 30/06/2005 14:35)
mihitatra be le resaka fitiavana fa le fitiavana eto anie raha manana sipa iray enao ohatra de mbola afaka hitia iray indray ve????? en meme temps mantsy e!
27. stephan ( 30/06/2005 14:40)
Tokony ho izay mihitsy ilay resahina fa manjary misaritaka eto isika. Lazaiko fa izaho efa tratran'io toe-javatra io. Tsy fanahy iniana ilay izy fa ny iray nanaiky moa ny iray talohaloha nitady ahy koa. Fa tsara be tokoa aloha ilay izy amin'ny voalohany e! fa ny fandaminam-potoana no henjana tamin'izany. Eo amin'izay no tonga ilay teny hoe raha mahay manan-droa fa raha tsy mahay votso-droa. Teny malagasy io fa tsy izaho no nilaza izany an!
28. mandrindra ( 30/06/2005 14:52)
Rehefa mitia olona iray na vady io na sipa, tsy ho voararanao ny hitia olona hafa, mandainga izay milaza fa tsy mba nisento nahita sipa manja raha lehilahy ary nahita bandy bôgany raha vehivavy.Iny sento tokana iny dia efa fitiavana. Fa ilay misento kely mandalo iny tsy mandrava ny efa tsara fototra. Noho izany afaka mitia olona maro fa ny lanjany no samy hafa.
29. xxx ( 30/06/2005 15:03)
mandrindra ilay misento fotsiny tsy ampy kle. Lay miaraka dia mifankatia mihintsy no resahiko. Samy tiana izy roa.
30. tsondjo ( 30/06/2005 15:12)
chipie1:

fa ianareo 2 lahy tsy misy foiko
samy tiako samy antsoiko
saingy anaty iany no iantsoko anao
fa mampirafy tsotra izao ny foko
raha hitia antsokosoko
saingy mody hatao oe kilalao ...

raha hatao kilalao defa mety efa nahita :lol:



mmhhhh zolie chipe, mahay mihira hany injiko annnn, laingany izany ry reto fa tsara ilay misy fitiavana kely angalarina iny annn hihihih;-)
31. mandrindra ( 30/06/2005 15:21)
xxx, azo atao daholo izany ka. Ny sain'ny tsirairay ihany no maisafidy hoe firy ny ho tiavina. Ny ahy manokana aloha tsy tiako ilay isa pair. Aleo impair ihany, tokana na 3 na 5, amin'izay rehefa misy midofotra dia misy foana eo antanana.
32. akamatiana ( 30/06/2005 15:28)
hihhhi , tsy ratsy njay kle:wink:
33. fijo ( 30/06/2005 20:44)
aza mandainga ry zareo fa samy mahalala isika fa mety izany an.mila mahay mandanjalanaja azy fotsiny.dia mila mianatra ankiafina tsara .
34. vegas ( 30/06/2005 23:01)
tsy hiteny
35. akamatiana ( 01/07/2005 04:20)
fijo zah l'ty tsy mandainga wajayy zao zah vo mahalala kay mety zany???:-w:-w:-@
36. fijo ( 01/07/2005 04:40)
mety rahavako fa ndao an.
37. ravatorano ( 01/07/2005 05:29)
mety ihany fa tsy hitovy mihitsy ny fitiavana asehonao an izy ireo anakiroa moa na maro aza.Misy namako manana joba maro izay fa ny akiray ihany no novadian i lery nony tonga ilay fotoana.
araky ilay tenim bazava hoe tout est permis sans être vu :idea::wink::-D:-D:-D:-D
38. akamatiana ( 01/07/2005 05:57)
fijo kiiii zah l'ty aleo amzao iany kle , fann eo zah:roll::roll:

ravatorano:-P mety nga:-w
39. stephan ( 01/07/2005 07:22)
mandrindra:

xxx, azo atao daholo izany ka. Ny sain'ny tsirairay ihany no maisafidy hoe firy ny ho tiavina. Ny ahy manokana aloha tsy tiako ilay isa pair. Aleo impair ihany, tokana na 3 na 5, amin'izay rehefa misy midofotra dia misy foana eo antanana.



Mba manana hevitra koas rangahy an! tena mety!
40. majakely ( 01/07/2005 07:59)
Amiko le izy possible ! Fa aza hatao fotsiny fa grave be raha tratra !!!na amin'ilay andro hamborahana azy,ouououh !!!!8O
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3129