Fitiavana x 2

41. fasaly ( 01/07/2005 08:23)
xxx:

mandrindra ilay misento fotsiny tsy ampy kle. Lay miaraka dia mifankatia mihintsy no resahiko. Samy tiana izy roa.



xxx: ie izay mintsy lay izy lay mizara ftiavana be mintsy na muy lafin'ny inona na inona fa sento izeany tsy fitiavana izany e!
42. majakely ( 01/07/2005 09:52)
Fasaly ,a:)rakarak'ilay sento io ko! raha sento iray hafahafa izay midika zavatra be dia be an!!
43. boli ( 01/07/2005 10:32)
matetika tsy tsapanao oe tena tinao le ol ra tsy efa tsitanao na tsy afaka tena miaraka amnao tsony.tsy maintsy misy iray tena tinao fa ra samy tinao izy roa ti tena ianao fa tsy tia azy:*
44. Herytae ( 01/07/2005 10:35)
Ka izay no tsy mahafitiavana ny sento! bedebe ny antony! Amiko dia mety ny fit x2 na x3 sns, satria tsara ny be fitiavana sy ny mizara fitiavana, Araky ny fitondranao azy ihany io e! aza manome fanafintoinan'oul fotsiny! OK?!
45. akamatiana ( 01/07/2005 11:19)
Possible ve ny mitia oul roa am fotoana irayamiko wa tsy mety , fa ra mety d to mampieritseritra kle , amizay we fotoana iraytssssss:-w:-w:-w fa tsy anjoany hafa d rampitso hafa:-P
46. zefalah ( 01/07/2005 20:29)
misy olona adala dala mihintsy ato ndray ndray.
sa enao milaza fa mety ny mitia olona roa io manja be? sa enao rery no vehivavy eto an-tany?
mahagaga sy mahavarina ...mba misy saina ry tsisy saina fa tsssssssss.
tsisy ilaivana azy mihintsy nareo vehivavy refa manao toetraina toitony.
ratsy ny tena nefa mba matrapa tena iany.
ze bandy azonao @zany no tena bandy tsisy ilaivana azy.
vendrana ...tsy matoky tena. sarim-bavy.
ooooooooooo:{ azafady ra toaka ka mahery fiteny e.
fa ny marina no voalazako eo ambony eo io.
47. boli ( 02/07/2005 02:02)
maha be probleme zany eh :evil::evil::evil:aleo ilam de ialao izy roa mangala saina tsara avy eo tena(l)(l)(l)(l)(l)
48. fasaly ( 02/07/2005 10:44)
zefalah:
enao kosa de malaky vava mintsy amin'ity hoe vendrana e! sns....ity ka!
49. akamatiana ( 02/07/2005 10:51)
fasaly ka zay no maha zefalah azy lol:wink::-P
50. yonikafopl ( 03/07/2005 08:10)
zava misy ilay mitia olona roa , fa ny fatran\'ilay fitiavana no tsy mitovy. Tsy fitiavana no manjaka amzany fa fahafinaretana ngamba, fa raha ny tena fitiavana, tsy hinoako ny maha possible azy.
51. dadabe ( 03/07/2005 16:35)
Mpandefa : xxx [ Valio ] 29-06-2005 17:48:50
Lohateny : Fitiavana x 2
Possible ve ny mitia olona roa amin'ny fotoana iray ?


milay hoa io raha hainao ny mitantana azy

fa pounk kely jiaby klou e(l):°)8):P
52. yonikafopl ( 03/07/2005 17:32)
tena milay ve lety ry bedada??:-w:-w
ny mety ngamba de we ny ray reel fa ny hafa rehetra virtoaly doly, io possible be
53. cutie ( 03/07/2005 23:53)
Mpandefa : yonikafopl [ Valio ] 03-07-2005 10:10:59
Lohateny : Re : Fitiavana x 2
zava misy ilay mitia olona roa , fa ny fatran'ilay fitiavana no tsy mitovy.

Mitovy hevitra @ njy @ io.
Fa le tohiny kosa:
Tsy fitiavana no manjaka amzany fa fahafinaretana ngamba, fa raha ny tena fitiavana, tsy hinoako ny maha possible azy.

In ny atao we tena fitiavana zany ??
54. majakely ( 04/07/2005 09:44)
Ka na ny fitiavan-tena anie azo lazaina fitiavana e!Sa,....?
55. johan ( 04/07/2005 13:51)
possible be mintsy! olona 5 aza nena samy tiko ko! fa talo klo zany eh hihihihi
56. ari.malala ( 04/07/2005 14:40)
zefalah:

misy olona adala dala mihintsy ato ndray ndray.
sa enao milaza fa mety ny mitia olona roa io manja be? sa enao rery no vehivavy eto an-tany?
mahagaga sy mahavarina ...mba misy saina ry tsisy saina fa tsssssssss.
tsisy ilaivana azy mihintsy nareo vehivavy refa manao toetraina toitony.
ratsy ny tena nefa mba matrapa tena iany.
ze bandy azonao @zany no tena bandy tsisy ilaivana azy.
vendrana ...tsy matoky tena. sarim-bavy.
ooooooooooo:{ azafady ra toaka ka mahery fiteny e.
fa ny marina no voalazako eo ambony eo io.




Fa ena ve kay ry zefalah n otena tapipahaizana indrindra tao @ ity site ity â!maninona kay refa we tsy mety aminao le izy de teneninao fts we tsy mety amiko fa tasy mahay vava manambanimbany olona toy io! izay ary ny fiainany ko ataonao ahoana? enao no tsy tia, tsy terena koa anie enao ê! ary enao ve mihevitra fa le olon-itaiana tsy misento ary tsy mieritretitra afa tsyianao? hanao ahoana inaoa a@ ora sy fotoana hahalalanao fa hay anie ilay olontianao nitia olona 2 en même temps de enao io ny 1? hiteny enao we za vendrana sy tsisy ilaivana azy? mba olona ohatran'iza loatra fa de manafintohina be ny zavatra soratanao nefa jereo diso tsipelina :nefa mba matrapa tena iany in koa zao no dikan'zany?

57. fijo ( 04/07/2005 22:33)
mety io ry zareo an.rehefa le mananona aza afaka miaraka telo ko
58. fasaly ( 05/07/2005 05:26)
ari-malala:

ok! dakaoro miaraka amin'ny toi zà
tsy misy havendranana mintsy ny hevitra tsy mitovy aky ry zefalah a!
59. ari.malala ( 05/07/2005 06:40)
efa nananona 3 angaha i fio? anhan... virja an! mahay raha ê!
60. ft ( 05/07/2005 18:13)
xxx:

Possible ve ny mitia olona roa amin'ny fotoana iray ?



fa ny tena possible de ny mitia oul 1 @ fotona 2 :)

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0912