Lay anjely manao kiararo

1. Kintanakely ( 25/05/2005 10:04)
Indray andro hono de nampiantso mpandoko sady mpanao sary mahay i Mopera mba hanao tabilao lehibe handravaka ny tano fiangonana. Afaka herinandro vitsivitsy de vita ilay tabilao be misy sary mahafinaritra. Faly ery Mopera nandòka ty tovolahy mpanakanto sady nitso-drano azy no nanome azy volabe. Kanjo tampoka teo, nitsamboatra Lay Mopera (M) ary nanantona ilay tabilao. Ary hoy izy tam lay mpanakanto (T):
M: "Tsy mampino ny zavatra hitan'ny masoko! Anjely manao kiraro. Impossible!"
T: "Fa ahoana?"
M: "Inn no mba eritreritrao anaka tam enao nanao an'io? Taiza enao no nahita anjely ka nanao kiraro? (Sady niakatra ny feony).
T: Tsia Mopera mbola tsy nahita aho. Fa angaha Mopera efa nahita anjely tsy nanao kiraro?
De hoy Mopera hoe::roll: Ho any am trano fivoahana vetivety aloha ah anaka...........

novalian'i sasa ny 01/06/2005 05:05
2. sasa ( 25/05/2005 10:28)
=D=D=D
3. sonwin ( 25/05/2005 10:45)
:):-D
Kintanakely> rainiboto an
4. ari.malala ( 25/05/2005 11:37)
tsy azoko!
5. rpk ( 25/05/2005 12:43)
6. Kintanakely ( 25/05/2005 12:49)
sonwin> asiatika ihany lesy saingy mba mialoka key ato am Ra-Krebs ato a!:D
7. Kintanakely ( 25/05/2005 12:54)
ari.malala> makà taxi haingana fa lasa ihany anie iny! Haingàna!:wink:
8. welie ( 25/05/2005 13:00)
sonwin sy Kintanakely> Iza njay zao zany Ra-Krebs zany? :-P

ari.malala> Tsika roa zany mila mandé taxi raha izany...
9. ari.malala ( 25/05/2005 13:03)
azavao ranga fa zay tsy mahazo â!
10. Mifenty ( 25/05/2005 13:29)


azavao rangà a.

tena nifindran'ny aretin'i radada doly tsika zany kle.

11. Kintanakely ( 25/05/2005 13:41)
Mifenty> Nareo koa zatra mifenty de tsy atokisana tsony hoe mahazo sa mifenty.
12. ari.malala ( 25/05/2005 13:59)
kintanakely> ka za atokisana fa za tena tsy mahazo ê!

13. rpk ( 25/05/2005 14:00)
:roll::roll::roll:
14. Kintanakely ( 25/05/2005 14:31)
ari.malala> tsy azoko ny tsy azonao ka hazavao tsara.
Misy karazany roa ny anjely ny ray manao kiraro, ny iray tsy manao kiraro. Rehefa te hiady de disoy ny fijerin'ny hafa, fa samy mbola tsy nisy nahit anjely ihany.
15. ari.malala ( 25/05/2005 14:57)
kintanakely> hay ve ê! :-D :-D :-D

16. pissoa ( 25/05/2005 15:05)
:-D:-D
17. dadabe ( 25/05/2005 16:23)
kay nahazo izy nefa zah saika nhanaraka azy @taxi
18. Kintanakely ( 25/05/2005 18:00)
Welie> Anontanio an sonwin lay hoe "Krebs" fa izy no nanome ah cours par correspondance mikasika an'io. Toa any am am biochimie any no misy io cycle de Krebs io. Efa ela koa moa le izy tsy de tsaroako loatra.
19. sonwin ( 25/05/2005 18:43)
kintanakely an>pounk kely leisy e dia tonga soa eto amin serasera an, koboko elah klé:)
welie> naman-dry zalahy kay io:D
20. welie ( 25/05/2005 21:02)
sonwin> Hahahahahaha...... lol akaman'dry chimiste mitsam kay an! :-P

Kinatanakely> Okay okay ramosé... Sa foza???? :-P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.6888