Lay anjely manao kiararo

41. ari.malala ( 27/05/2005 14:39)
:-D :-D

42. mamzelkely ( 27/05/2005 15:42)
sonwin
43. dadabe ( 27/05/2005 15:45)
mifenty >zah ndray no tsy maharaka kle

arimalala>efa honondry ve le feon\'i frera teo e?

avereno lesy frera de soloy hoe arimalala le mamzelkely a:-D:-D

noudeu>
Faly ery koa @zany ry dadab\'s vô oe tsy nanamaina tsony!! hihihi

e zany izy hoe tsy manamaina tsony kle :°)
44. sonwin ( 27/05/2005 15:59)
mamzel>:-D:-D
dadabe> fa i ari.malala koa anga leity tia le lena?:^):^)
45. mamzelkely ( 27/05/2005 16:01)
:-D=))
ari.malala andao tsy atao namana tsony ky io sonwin io fa maditsa an!!!!
46. dadabe ( 27/05/2005 19:44)
hendry kosa lery fa aza atao an'izany e:twisted:kofy mahay mandena ve de tsy tian'i toi???:evil:
47. yonikafopl ( 27/05/2005 21:04)
toa lasa fandemana njay no ato le, sa le anjely manao kiraro no nampianatra an'ilay lena ato?:roll:
48. dadabe ( 28/05/2005 10:36)
zay!tena izy mihitsy rafotsy no mampianatra azy a
rafotsy a>:-*ao njy lemako hoe ????:-P
49. mamzelkely ( 28/05/2005 14:33)
dadabe< aza manao an:twisted:zao zany fa mapatahotsa be ao ary namako sonwin ee!!!
sonwin< :-*
50. yonikafopl ( 28/05/2005 15:59)
dadabe hihihi fa maninn no hifandena imasombahoaka kle, za nge tsy mahay le position prefere nlah e:(
51. dadabe ( 28/05/2005 18:06)
:cry::cry::cry::cry:
mamzelkely okay ary e:-*
52. iartistika ( 28/05/2005 18:53)
dadabe>tena fomba njazana fôna zany nen'la sy rafotsibe??:-D,aleo aloha asiana an kely:@:@
53. dadabe ( 29/05/2005 13:58)
mety lesy :@:@de aveo:miam::miam:pluso^oo^o
54. iartistika ( 29/05/2005 18:59)
eoa basy!! tairo ary!!!!!!
55. dadabe ( 30/05/2005 04:26)
:@:@:miam::miam:o^oo^okdob...kdob...kdob,,tsuuff
56. sasa ( 30/05/2005 05:53)
toa lasa resa be le lena klé aleo hovaina hafa indray
aleo hatao hoe HANAMANDO otrany mety sa tsy tian'lisany io mitadiava indray hafa ary :miam:^:^^:^
57. rurik ( 30/05/2005 08:44)
tena marina ny anao fa na io hanamando io ary mbola hitandry zalahy ihany ny fika @io e indrindra fa i dadabe:-D:-D:-D jereo fa raha miditra eo izy =))=))=))
58. sasa ( 30/05/2005 11:16)
rurik tratran'i dadabe indray njy amin'io fimehezana toute position io
andao hanamando e
59. dadabe ( 30/05/2005 18:06)
siora hoaaaa aza mihetsika tsony amizao njy

oay le iartistika :cry:
60. sasa ( 31/05/2005 04:48)
dadabe tonga lesy dia manaova anti-balle elah haingana sady lery anie efa nampihomana e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0078