Lay anjely manao kiararo
22. sasa
(
26/05/2005 04:21)
dadabe elah efa saika nampahitako anjely fa elah tsy nanaiky kou, sady raha nanaiky elah dia anjely manao kiraro mintsy no hitanao
23. Noudeu
(
26/05/2005 08:17)
Tena mbola tsy azoko iany, d inn ny idiran'lé trano fivoahana @zany?Sakano lé boeing iny alou sô tsy tratra
24. Angie
(
26/05/2005 08:20)
tena misy mahita anjely mainty koa fa tsy hoe mikapa ihany kou. Dia rehefa midona mahita kintana sy anjely koa. kay
25. dadabe
(
26/05/2005 08:33)
vao maika zah tsy kopy le .traha vao tsy manazava eo nareo mandra-panisako 3 ,de ...hifohako maina ato antrano ato le
1.....2......
1.....2......
27. ari.malala
(
26/05/2005 10:02)
eeeeeeeeeeeeeeeeeeeeehhhhhhhhhhhhhhhhhhh aza mifoka izany fa andraso klo anontaniako i kintanakely! mila fanazavana hono fa tsy mahazo resaka ny eran'ny trano ê!
28. haingo23
(
26/05/2005 10:21)
ari.malala > ka inona moa no hazavaina eo fa tsy miasa intsony ny sain'ny eran'ny trano fa maina loatra. Mila lemana angamba ry zalahy
35. mamzelkely
(
27/05/2005 07:40)
sasa, dadabe, sonwin< tena mety anampy anareo za fa tsy misy azoko na le taxi na le boeing na le blagy!!:(
37. ari.malala
(
27/05/2005 12:38)
sonwin! vakio nge ny zavatra soratanao ê! vakio mafy! enao ty an! :-D :-D :-D :-D :-D
