Matory mitsangana

1. xxx ( 06/05/2005 07:31)
In ar zany? refa mitsangana tsika na mipetraka d izy matory, refa matory kosa tsika d mitsangana izy?
novalian'i sasa ny 31/05/2005 05:22
2. dadabe ( 06/05/2005 07:44)
:-w :-w :-w
3. iartistika ( 06/05/2005 07:47)
basy...
4. dadabe ( 06/05/2005 08:08)
basy inona lety ??naturel ve ?
5. sasa ( 06/05/2005 09:10)
:-@ :-@ tsssssssss
iartistika basy inona indray izany
6. Dezy ( 06/05/2005 09:17)
manana basy hafahafa kou ry zalahy zany an hihihihi
7. sasa ( 06/05/2005 10:04)
toa lasa resaka basy it kle, nefa matory mitsangana
8. ari.malala ( 06/05/2005 10:10)
basy naturel ahoana koa?! :-)

9. sasa ( 06/05/2005 10:19)
:roll: :roll: :roll:
10. mandrindra ( 06/05/2005 10:41)
mipoka ve izany basy izany?
Sao dia basy rano :D
11. pissoa ( 06/05/2005 10:44)
adala angamba zany !
12. dadabe ( 06/05/2005 12:59)
raha vao tafiditra ny ekipa solida de mivadika ny size le,basy rano lesy a :( :cry: :cry: :cry:
13. sasa ( 06/05/2005 13:25)
dadabe arako njay izay ekipa solida izay i bebe ve ?
14. iartistika ( 06/05/2005 14:41)
=)) =)) sôlida mitsy iny bebe-nay iny!!
15. Veloo ( 06/05/2005 17:38)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) tsy misy otran'izany =)) =)) tsy ilay blague intsony no mampime fa ny oul ato... otrany itako ery nareo mifandihatra =)) =)) =)) =))
16. yonikafopl ( 06/05/2005 18:12)
tssssss inn njay zao resaka bebe zao e!!!! :?: :?:

xxx omeo ny valiny fa manjary mananihany fotsiny ireto ankizy ireto marina mafy :wink:
17. dadabe ( 07/05/2005 07:54)
yonika :-* :-*
veloo>dray re ry lanitroo,rey razako oo,tsy tahotra tsy henatra dia lanaky ny hehy ilay zazavavy marina :{ :{
18. mishou ( 07/05/2005 09:27)
mety marina ilay basy, fa ilay karazana karabina angamba izany

:-P :-P :-P :-P :-P
nareo ry reto de mahita hevitra ambadika foana na dia fanontaniana tsy misy sous entendu aza, tena miaiky mihitsy za =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
19. nirijimka ( 07/05/2005 11:56)
tongotra re zany ry le adala reto a!
reto tena tsy acvotra mintsy mieritreritra zvt lavitra ts!!!!!!!!
20. yonikafopl ( 07/05/2005 12:39)
nirijimika hay veeeeeeeeeeeeeeeeeeeeee, tena hendry njy fa nahay an =D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2636