Matory mitsangana

61. iartistika ( 20/05/2005 19:36)
veloo> pounk = mifampipaika totondry kely eh!
manamaina = mifoka rongony,jamala
ary aza malahelo tsony fa efa reo ny fanazavana
62. dadabe ( 21/05/2005 16:21)
ekena lesy frera a
63. yonikafopl ( 22/05/2005 11:13)
dadabe :evil:
64. dadabe ( 22/05/2005 18:43)
yonika>mifona cherie a njy ihany mou oo:-*:-*
65. sasa ( 23/05/2005 04:50)
veloo mahay amzay ve ndry, dia pounk kely ary klou :-D
Yonika mba raiso ny fifonan'i dadabe fa efa niova izy
66. yonikafopl ( 23/05/2005 06:34)
sasa hihiihih ka aiza ve ka avoakany imason'oll aty ny fanaonay miafina any :wink:

dadabe, tsoooooo, :):-*
67. iartistika ( 23/05/2005 18:27)
:-P
68. sasa ( 24/05/2005 05:06)
yonika =D=D
69. dadabe ( 29/05/2005 15:20)
:cry::cry::cry:nefa zah nampianatra an'i veloo fotsiny de snif snif:cry::cry:
70. iartistika ( 29/05/2005 19:46)
aok'zay! fafao ny ranomaso!!:@:@:@
71. sasa ( 31/05/2005 05:22)
dadabe mangina fa manaitra zaza matory klé
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1591