Matory mitsangana

21. sonwin ( 07/05/2005 16:10)
tapitra =D
22. sonwin ( 07/05/2005 16:11)
tapitra =D
23. dadabe ( 08/05/2005 09:13)
tapitra :^)
24. iartistika ( 08/05/2005 10:03)
tapitra ;-)
25. sasa ( 09/05/2005 07:33)
tapitra :@
26. iartistika ( 09/05/2005 08:25)
tapitra 8-)
27. sasa ( 09/05/2005 08:35)
fin =D
28. mishou ( 09/05/2005 11:08)
hi hi hi hi ^:^
29. sasa ( 09/05/2005 11:15)
hi hi hi hi hi ^:^ ^:^
30. ari.malala ( 09/05/2005 13:08)
fa ahoana no maha tongotra azy? tsy azoko!
31. sasa ( 09/05/2005 13:37)
ari-malala atovy ny fanandramana am tongotry njy io
rehefa mipetraka njy na mitsangana dia ahona ny pozin\'ny tongotry njy; dia rehaefa matory njy dia ahoana indray ny poziny; dia njy kou izany tsy mahita lalana mankenjy mahazo indraindray o
32. ari.malala ( 09/05/2005 13:56)
tsy mba lalako mintsy any mahazo r'i sasa de tsy mahazo ah zany! fa za nge zao mipetraka fa tena tsy azoko le izy ê! tena marina ê! :(

33. sasa ( 09/05/2005 14:09)
ari-malala ntsika sy njy anie mitovy e za kou ary mba tsy mahazo; fa izany hoe niteny izy hoe tongotra dia mba nataoko matory mitsangana kou ny tongotro
34. Veloo ( 09/05/2005 16:06)
:roll: :roll:
35. iartistika ( 09/05/2005 17:14)
fa nga ny tongotra mba te hatory zany :-D
36. Veloo ( 09/05/2005 19:03)
airtistika :-D :-D
ary ahona rehefa matory dia ny tongotra mi-plié de inn io position io =)) =))
37. iartistika ( 09/05/2005 19:24)
ie! mi-plié ôtsan'zao ataonao mimémé zao :-D
38. sasa ( 10/05/2005 05:19)
iartisika i veloo aza mivadibadika ambony ambany fa tsy mi-plié kou
39. mishou ( 10/05/2005 16:37)
veloo>xxx no tena mahay an'io resaka ray io fa anontanio azy ny valiny
40. iartistika ( 10/05/2005 17:17)
mishou< resak'in kay??
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2428