Ny katoliaka sy ny baiboly

1. Mifenty ( 04/05/2005 13:55)


Fantatro fa bedabe ndray zao ny miditra ato.



hihihi
novalian'i Mifenty ny 31/05/2005 12:43
2. sonwin ( 04/05/2005 14:14)
:-D :-D :-D :-D misy toetra mitsy elah ty klé :-D :-D
3. dadabe ( 04/05/2005 16:25)
sady misy endrika (bogosy) :wink:
jereo fa ny solida rehetra tsy maintsy mandalo kely eo daholo :-D :-D
4. hery ( 04/05/2005 16:25)
Ka efa hisy olona hamaky ihany ato dia ampitaiko ny hevitro.

Amin'izao fotoana izao dia efa nivoaka ny baiboly misy dikateny iombonana. Fantatry ny rehetra moa fa misy boky sasany izay tsy ao anaty baiboly protestanta kanefa ao anaty baiboly katolika satria nesorina... Hita ao amin'io dikateny iombonana io izany.
Amin'ny dikanteny iombonana koa dia Jesoa no iantsoana an'i Jeso na Jesosy. Petera no iantsoana an'i Piera. Jaona no iantsoana an'i Joany.
Dia miezaha tsikelikely amin'izay ary mampiasa ny dikateny iombonana e :-)
5. dadabe ( 04/05/2005 16:36)
hery>mba andefaso lesy zahay aty chine a :wink: sady aty tsy misy kle
6. Veloo ( 04/05/2005 19:36)
hery =D =D =D
tratra dray i Mifenty kle =)) =))
7. mishou ( 04/05/2005 19:39)
Mifenty> voanao aho klou fa tena mbola tsy ampy mihitsy ny fotoana niarahantsika klé
hi hi hi hi hi
Matiko ianao raha tonga any ambony fandriana aho :* :* :*
8. yonikafopl ( 04/05/2005 19:57)
hery :) sotra eee

Za kou hanararaotra hanontany ato mba tsy hamoronako sujet hafa fa manjary be lotra le resaka katolika, nefa za mba te hanontany zavatra iray tsy azoko hatramizao. Hono ho aho, ny olona aty aminay aty, rehefa manao signe de croix de somary manoroka (bakely) ilay tanana iny, de tamin'ilay fatin'i pape JEan Paul II iny koa aho nahita toy izany tao amin'ny tele, ka ny fanontaniako de we, ny katolika rehetra ve manao io fomba io? ary inona ilay dikany?? Misaotr aanareo hamaly. :)
9. methode ( 04/05/2005 22:31)
yonikafopl> Tsy ny katolika rehetra no manao an'i signe de croix orohana io fa ny avy any amerika latine no tena mpanao azy! Za aloha tsy manao izany e! Ny dikany dia mari-pitiavana an'i Jesoa sady mari-panajana! Efa nanontany ny olona manao azy e! Efa maro koa anefa ny maka tahaka an'io!!
10. isambilokely ( 05/05/2005 02:40)
Finoana daholo izany ary miendrika misitery.
Raha hita fa hahafaty ve ny vary dia mbola hohanina. Izay zany no hitany fa mety eo amin'ny fiainany sy ny finoany. Ilay manoroka signe de croix ! Za konko aloha manoroka kely rehefa mahatsiaro iny. Sao dia mba hanontanin'i Masindahy Piera izy rehefa tonga ny fotoana ...

Filou fa tsy mbilo ity a
:roll:
11. Mifenty ( 05/05/2005 08:12)


de manampy ilay an'yonikafopl kou aho.

Misy ndray tsy orohana fotsiny fa refa am farany ny tanana somary otrany atao eo amin'ny kibo izy zay.


Efa reko koa ilay dikan-teny iombonana io fa ilay baiboly manontolo ve no voadika sa ilay testamenta vavao iany?

12. dadabe ( 05/05/2005 10:07)
misy namako izay aza alohan'ny hivoahany ny trano de orohany ilay croix kely iny,fa hoe miaro azy hono???? :?:
13. Mifenty ( 05/05/2005 11:49)

hihihi, katoliaka sa propestà le namanla klou.



hihiih

14. sasa ( 06/05/2005 07:36)
za moa katolika sa propesta ? toa tsy haiko kle
mifety katolika sy ny baiboly ahoana kou ? fa manina raha natao hoe ny advantista sy ny baiboly
15. Mifenty ( 06/05/2005 09:02)


hihi
tsisy mpiditra ra vô oe ny advantista sy ny baiboly ka.

na oe ny propestà sy ny baiboly.


hihihi
16. yonikafopl ( 06/05/2005 16:17)
mifenty tssssss, fa le somary atao eo amin'ny kibo koa betsaka ny hitako .


methode misaotra am le fanazavana

dadabe le manoroka kely le croix iny ngamba ohatrany ny mivavaka, otran'ny hoe alohan' ny hanaovana zavatra de mivavaka. Izay no fahazoako azy.

Aty aminay aty isaky ny kihondalana misy sary masina, de le olona tsy mety reraka an, fa isaky ny mandalo anreny, na mandalo fiangonana de manao signe de croix kely fona, hihihhih.
Ka ry zareo le ratsy toetra be de isaky ny mihetsika kou za mahita anjareo manao le izy de miteny we tsy ny fanahy no atao tsara fa eo no manao Fariseo eo hihihihi, mifona aho ry Tompo.
17. marozevo ( 06/05/2005 22:46)
Mifenty + Yonikafopl + (dadabe indraindray): Milaza loha hevitra ianareo hoe Baiboly, nefa resaka hafa mihitsy no lazainareo. Izahay katolika moa dia efa ataonareo fihomehezana sy fananihany raha mivavaka : Eo amin'ny kibo eh.. eo amin'ny tanana eh .. sns. Atao ahoana moa fa izahay manana ny maha izy anay, ka izany no antony mahatonga ny mpanaratsy tsy hijery sy tsy hitsikera afa tsy izahay. Anay ny Papa, iza no mba filoha aminareo? Izany no mahatonga olana be dia be ao aminareo satria tsy mba misy organisateur fa fanambadiam-boalavo. Aiza ve rangahy ka fomba fivavaky ny olona no atao resaky ny mamo. Eny e. Tohizo ihany fa mahay ianareo..
Raha mitohy izao fanaonareo izao dia ianareo ihany nop hamotika ny Fiangonanareo. Tsy izao no atao hoe Protestants..
18. yonikafopl ( 07/05/2005 06:08)
=)) =)) =)) aleo aho aloha himeme kely fa tsy tanako intsony marina mafy
marozevo ka inona moa ilay loha hevitra eto??? za mba manontany ilay zavatra hitako hataon'ny olona nefa tsy haiko izay tena dikany kou.
ary ny anareo izany ny papa kay no filoha? iray hevitra amin'i marozevo ve ianareo katolika namany oo
fa ny anay dia i JESOSY KRISTY no filohan'ny fiangonanay, ny teniny no ezahanay arahina araka izay azo atao, ny fiainany no alainay tahaka araka ny maha filoha Azy, Izy no fitaratra eo amin'ny fiainanay manontolo, satria Izy no Ilay MArina tsy nanana ota,
Ary diso koa ny statistikan'i marozevo satria ny katolika no betsaka indrindra , ka averiko aminao ny teninao hoe, tsy misy organisateur fa fanambadiamboalavo satria be loatra (miala tsiny aminareo namana hafa satria tsy izaho no niteny an'io fa namerina ny voalazan'i marozevo aho an)

Aoka izay fa sao lasa lavitra
19. dadabe ( 07/05/2005 06:52)
soa ihany aho fa nataon'i marozevi hoe miditra tsindraindray :D
fa na izany klou zah momba ny vadiko hatrany e
yonika> :-* :-* :-*
20. yonikafopl ( 07/05/2005 07:00)
dadabe :-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.391