Ny katoliaka sy ny baiboly

41. sonwin ( 10/05/2005 11:16)
8) :lol: :-D
42. sonwin ( 10/05/2005 11:17)
8) :lol: :-D
43. ari.malala ( 10/05/2005 12:08)
Noheveriko indray ary fa hisy hiteny hoe ny katolika tsy mamaky baiboly! za alo mamaky ê! :)

44. dadabe ( 10/05/2005 17:36)
:{ :{ :{
45. Mifenty ( 10/05/2005 19:08)


isambilo ah, efa ita le piblisité eh.

tsy aiko oe efa mbô bobaka v ny lasa tany e.


Nitsidika tany aho fa mba omeo dika an'ilay karnaz iny e.

46. fijo ( 10/05/2005 21:41)
za moa dia aleoko mitazana raha ity resaka finoana ity fa tsy htako mihintsy izay hilako azy hatramin'izao
47. marozevo ( 11/05/2005 01:09)
Toa marina indray ny an'i Yonikafopl ko'ty!!.
Non ! fa izao manko eh. nanafintohina ahy tokoa ny nataon'ilay Pastera izay. Tsy nihevitra velively ny hilaza na inona na inona momba azy teto aho, fa noho ireo teny bobaka be manaratsy sy miresaka momba ny Mompera sy Masera, sy ny Papa (Teto sy amin'ny loha hevitra hafa) no nahatonga ahy namoaka koa. Dia mamaly ratsy ny ratsy tokoa aho izany oh. Izany hoe efa miaky ny tsy nety nataony ilay voalohany.... Tsy yanikafopl irery anefa akory no iantefan'izany teniko izany, fa izay rehetra nanana toe-tsaina hanaratsy finoan'ny hafa. Mety tsy ho yanikafopl mihitsy aza angamba e... Mety ho ny tenako ihany koa.

48. dadabe ( 11/05/2005 17:02)
marozevo>quote]Toa marina indray ny an'i Yonikafopl ko'ty!!.[/quote]
maninoa tsara hoe e? :evil:
yonika :-*
49. fijo ( 11/05/2005 22:04)
njay ary fa tonga ny ankety le
50. isambilokely ( 20/05/2005 05:38)
Mifenty>

Tsy piblisité tsony io fa sonia mahintsiny ...
Ilay dika n'i Karnaz ve ? hahaha masaka be reny e ..
Afaka anaovana dika mitovy fa tsy olana fa omeo ny adiresy dia alefa kôlieksipresy am zay malaky be !

Aza miala amin'ny Katolika ry zareo fa tsy ho afa-bela amin'ny MAsindahy Piera ao anie e. Sady efa mirongo lakilé be izy zao

Le-Mbilo iraika ty ...
:lol: youpiiiiiiiiii
spoopy01.skyblog.com
www.amontana.com
51. marozevo ( 24/05/2005 22:56)
ko'ty : Fomba fiteny any aminay io, milaza fa somary gaga kely ianao miteny azy.
Ohatra : Lasan'ny saka ny trondro ko'ty !
Maloto ny akanjoko ko'ty !
Tsy haiko anefa ny tena fanoratra azy, ka izany angamba no tsy hahazoanao azy.
Izany hoe : Misy zava-marina ao amin'izay voalazanao, dia mba migaga aho. Rariny kosa angamba izany ?
52. Mifenty ( 25/05/2005 13:10)


isambilokely

tena marina né le fangatahako anle karnaz eh.

masaka be lei zy mbô mariné.

53. yonikafopl ( 25/05/2005 20:04)
dadabe :-*:-*:-*
marozevo :)
54. ari.malala ( 26/05/2005 08:54)
Mifenty:



de manampy ilay an'yonikafopl kou aho.

Misy ndray tsy orohana fotsiny fa refa am farany ny tanana somary otrany atao eo amin'ny kibo izy zay.




Efa ela be aho no nitadidy an'ity hoe aiza ho aiza @ ireo dinika ireo moa no misy an'ity fanontaniana ity. :)

Tsy atao eo @ kibo fa atao eo @ fo dia ny dikany dia hoe tena @ foko tokoa no anaovako ny Famantarana ny hazofijaliana.


55. dadabe ( 26/05/2005 16:29)
zay marina zany

marozevo>ekena lesy e:wink:
yonika>hhmmm:-*
56. Mifenty ( 27/05/2005 13:04)


ari malala

ah OK, azo , araka , hay.

Otrany le tavany refa avy merahaba zany le oe eo am fo e. Ok

57. dadabe ( 30/05/2005 04:03)
???????:°):°)
58. ari.malala ( 30/05/2005 14:06)
in ko ty lazain'i Mifenty?

59. dadabe ( 30/05/2005 18:38)
zah kou tsy kopy
60. Mifenty ( 31/05/2005 12:43)


ari malala

le oe atao eo am fo ny tanan refa avy merahaba io e (jereo ny tavany e)

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2511