Ny katoliaka sy ny baiboly

21. dadabe ( 07/05/2005 07:03)
yonika :-*
22. yonikafopl ( 07/05/2005 07:06)
dadabe :-*
oka kalou zay fa za miandry sy ta hahafantatra ny katolika namana sasany raha mitovy hevitra amin'i marozevo hoe ny pape ihany no filohany.
23. dadabe ( 07/05/2005 07:09)
yonika :-*
fa angaha moa ny papa tsy filohan'ny katolika??hhmm ahoan indray izany conception vaovao zany ?
24. yonikafopl ( 07/05/2005 07:15)
dadabe kou, tsy azonao le hoe ihany????????

ny antsika JEsosy Kristy ihany no filoha, fa ny anjareo toa ny pape ihany hoy i Marozevo.
25. dadabe ( 07/05/2005 07:25)
ah bon iny indray no tsy hitako :-* c ly a
26. Mifenty ( 07/05/2005 09:36)

yonika, dadabe hihihi

tsitako zé tenenina.

27. yonikafopl ( 07/05/2005 12:16)
Mifenty de mangina rehefa tsy mahita tenenina :wink:
28. mishou ( 07/05/2005 22:09)
yonikafopla> aokan-dry ny vadiko fa ny vadin-dry tsy kitihako an :-P :-P :-P :-P
29. marozevo ( 08/05/2005 00:13)
Yanikafopl > Aza itarina kosa ny hevitro e. Tsy nilaza aho hoe ny papa IHANY no Filoha. Fa na haninona na haninona ianao dia ny Papa no Filohanay eto an-tany. Raha misy Katolika tsy manaiky izany dia tsy Katolika izy. Jereo ange ny ho valin-teniny ho avy eo e.
fanambadiam-boalavo hoy aho : Efa saiky niara-niasa tamina mpitondra fivavahana protestant aho, fa tsy voako satria manao "fanambadiam-boalavo" ry zareo. Tsy izay maro akory no tsy mikorontana fa izay tsy misy mpandamina.
30. isambilokely ( 08/05/2005 01:53)
Même son nom l'indique ... protestant : il ne fait que protester !

Mbilo
:lol:
www.amontana.com :lol:
31. Mifenty ( 08/05/2005 10:00)
^

yonika >> nahazo tsara zay.

isambilokely: fa le propestà resahina eto ve izay tsy katolika romana sa izay ni protester ny fiangonana tany an-dreniny e.

32. dadabe ( 08/05/2005 10:03)
angamba izay mpanohitra rehetra (ohatra an'i mbilo)lesy a
33. sonwin ( 08/05/2005 10:39)
yonika> aza raisina ara-bakiteny ily teny hoe filoha...i Ravalomanana izao filohan-tsika rehetra.

Ento milamina ihany ry zareo ity resaka Katolika sy Protestant ity fa tsy mitondra mankaiza an.Ny fampiasana itony dinika finoana itony amiko tokony ho sehatra iray hitorina ny evanjely hampahafantara ny namana hoe \"izany ny kristinina\"..ny ataonareo ato nefa toa mifanebaka sy miseho ho favy..sa izany no baiko nomen\'i Kristy anareo? dia aiza ho aiza ilay hoe \"Mifankatiava ianareo\"..marina mafy tsy hihemotra ny tsy mbola mino amin\'izao...ny ao anatiny aza mifanebaka..mandiniha ihany ry namana.Tsy aleo ve mifanaja e? dia tsy mifanakiana? dia tsy milaza \"ny marina\" araka ny heviny satria samy manana ny marina ananany.
Fangatahana fanazavana: ekena
Fanebahana, fitsikerana, filazana ny azy ho tena marina: tsy ekena
Kristianina: aoka haneho isika fa iray ao amin\'ny kristy fa tsy isika samy isika indray no hifanohitra eto
Teboka.
34. sonwin ( 08/05/2005 10:40)

35. sonwin ( 08/05/2005 10:41)

36. dadabe ( 08/05/2005 10:50)
ary nataon'ilahy kopi kole angah lety ilay izy fa toa mitovy amin'le ao ambadika ao a 8-) 8-) 8-)
37. yonikafopl ( 09/05/2005 00:38)
dadabe :)
sonwin na dia hoe mandray ara bakiteny ilay teny hoe filoha ary aho tsy mila averina intelo ilay izy fa iray ihany dia azoko ka :-P fa toa tsy azoko ngamba ilay fanontanian\'i marozevo raha izany, satria hoy nge izy hoe : Anay ny Papa, iza no mba filoha aminareo? dia izay no antony namaliako hoe Jesosy Kristy no filohanay, satria raha ny fahazahoako azy dia eo amin\'ny maha katolika sy protestanta no anontaniana io filoha io
Ary marina tokoa fa samy manana ny marina aminy ny tsirairay, fa ilay hoe milaza ny marina tiana hambara ange dia ilay zavatra hita ataon\'ny sasany e,ary zava misy tokoa ilay izyfa tsy noforonina akory, ny milaza ny marina eto dia ny milaza ny zava misy, hitan\'ny be sy ny bobaka.

Mifenty nahazo innn kalou? :wink:

hoy indray i marozevo hoe: fanambadiam-boalavo hoy aho : Efa saiky niara-niasa tamina mpitondra fivavahana protestant aho, fa tsy voako satria manao \"fanambadiam-boalavo\" ry zareo.
=)) =)) dia aleo aho aloha himeme fa tsy tanako indray, aza tezitra an , io izao i marozevo io milaza ny zavatra hitan\'i marozevo tamin\'ilay mpitondra fivavahana protestanta tao, za tsy afaka hilaza mihintsy aho hoe mitsikera sy manenjika ny mpitondra fivavahana protestanta ianao, satria filazana ny marina hitanao nataon\'ny sasany ilay izy.
ary ianao ihany no niteny ao ambadika ao hoe raha ny iray na roa na 10 ve no manao ny tsy mety dia ny daholo be no atao ao anaty kitapo iray?nefa eto raha ny fahazoako azy dia tao amin\'ilay mpitondra fivavahana saika niara niasa taminao no nahitanao fa fanambadiam-boalavo no tao,nefa dia ny protestanta iray manontolo no lazainao fa manao fanambadiamboalavo, hoy ianao manko hoe :Izany no mahatonga olana be dia be ao aminareo satria tsy mba misy organisateur fa fanambadiam-boalavo.
38. dadabe ( 09/05/2005 04:57)
c ly a! marina zany :-*
39. Mifenty ( 09/05/2005 21:43)

mahazo bizz any am radada ka.

40. isambilokely ( 10/05/2005 05:51)
Jereonareo anie anie fa ny

Catholique = conforme à la loi !
Protestant = ce qui proteste

Dia aza mankarary andoha eo fa ampitomboy ny finoana dia matoria tsara amin'ny alina ... misaotra an'Andriamanitra noho ny andro nomeny anao teo.

Mbilo
:lol: Youpiiiiiiiiiiiiie
www.amontana.com
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1366