double nationalité sns

1. sechat ( 15/04/2005 13:33)
Ary hay ny lalànantsika gasy tsy mamela ny fananana nationalité hafa ankoatran'ny malagasy? Raha ohatra ka mangataka nationalité hafa ianao dia very ny nationalité-nao. Izay aho vao nahalala an'izany ???

TITRE III
DE LA PERTE ET DE LA DECHEANCE DE LA NATIONALITE MALGACHE
CHAPITRE PREMIER
Perte de la nationalité malgache
Art. 42- Perd la nationalité malgache, le Malgache majeur qui acquiert volontairement
une nationalité étrangère.
novalian'i felicia ny 29/05/2005 00:40
2. majakely ( 17/04/2005 16:12)
hay ve ???? :idea:
3. pitchou ( 17/04/2005 16:37)
sao d kosa ireo izay afaka misafidy na haka ny nationalité gasy izy na haka nationalité hafa rehefa majeur? fa raha efa manana nationalité gasy izy d toa tsy very ka! raha tsy izany nahoana no betsaka ny gasy sady manana pasipaoro gasy no manana pasipaoro hafa?
4. Ralay ( 17/04/2005 19:44)
Marina ny voalazan'i sechat io fa rehefa majeur ianao ka mahazo nationalité hafa dia very ny nationalité d'origine nefa misy faille ihany satria marina koa ny voalazan''i pitchou fa betsaka ny gasy no manana passeport gasy sy hafa satria ny administration gasy dia tsy maharaka ny fiovan'ny situation'ny gasy mipetraka any ivelan'ny magadasikara fa mbola gasy ihany no ahafantarany azy na dia efa nahazo nationalité hafa aza ilay olona. Toa izany koa ny faille @ fanambadiana tokony hisy soratra en marge hoe marié(e) le.... ny copie intagralen'ny gasy rehefa manafatra izany any dago ka nanambady tany ivelany ianao nefa ny embassade na ny consulat dia tsy mandefa ny taratasy tokony halefa any @ firaisana milaza an'io ka dia mbola celibataire foana ny ao @ copie-nao,ka raha hanambady fanindroany any dago ianao dia tsy misy olana mihintsy raha tsy misy mahalala.
:lol:
5. blc ( 17/04/2005 19:57)
Manahoana,

Ary ny etranger mangataka nationalité malgache koa ve de very ny nationalité d'origine -ny?
6. betty ( 18/04/2005 07:07)
oupssssssssssss!!!!!!!!!!!!
7. majakely ( 18/04/2005 09:00)
Hihihi; betty , ouuupssss marina !!!
8. sechat ( 18/04/2005 09:09)
Io tenenin'i Ralay io mihitsy no mba tiako hofantarina hoe ahoana no fomba ataon'ireny olona ireny rehefa mody any amintsika ? Satria raha taratasy vahiny no ampiasaina dia mila visa ampisehoina eny Ivato (kanefa angamba raha gasy manana double nationalité tsy hangataka an'izany). Raha taratasy gasy indray dia ahoana no hivoahany eo charles de gaulle tsy misy carte de séjour (satria efa manana taratasy ireo ka tsy mila carte de séjour intsony)

blc> Tena tsy haiko fa tsy mazava tsara ny zavatra voatantara ao.

ps:
Nadikako tao @ tahiry ny sombiny @ code de la nationalité ho an'izay liana hamaky. Tsy fantatro na efa nisy lalàna nanova io taty aoriana na tsia
9. majakely ( 18/04/2005 10:41)
Zah zao tany dago ny 2002 dia raha niala tao paris ho any dago dia ny taratasy vazaha no nasehoko ka hoy ry zareo hoe -aiza ny visa gasy ?
-dia nolazaiko hoe ho hatao raha tonga any madagascar!
Tonga tany dago dia nomeko ny pasipaoro vazaha: ary nanontany ny hanao visagasy aho ho ahy!
Dia nolazain-dry zareo tao fa azoko hatao ny miditra à Mada amin'ny visagasy izay hatao eo amin'ny aeroport;
Fa azo hatao koa ny miditra amin'ny passeport gasy ,, dia ahoana io hoy ianareo!!??
-*Dia ny passeport gasy no nidirako tao Mada,fa refa miverina dia hangatahin-ny mpisava ny passeport roa, (vazaha sy gasy io !)ary nasehoko ka tsy nisy olana mihitsy!
satria hono rehefa tonga amin'ny tany gasy isika Malagasy manana nationalité hafa dia tonga dia gasy avy hatrany !Izay no fanazavana nomena ahy!
10. cutie ( 18/04/2005 15:13)
majakely , aleo ihany zany samy manana an'le izy roa.
11. sonwin ( 18/04/2005 16:48)
majakaly> hay ve toi vazaha e
cutie> ny antsika mandeha ho azy ka :wink: na iray na roa mitovy ihany io :-*
12. pitchou ( 18/04/2005 17:51)
Ralay> raha efa manana ilay nationalité gasy enao d mangataka nationalité hafa d mitazona ny nationalité 2! fa raha tsy mbola nanana fa tonga dia nisafidy nationalité hafa dia mangataka otran'ny vazaha enao vao mahazo ny nationalité gasy ka!
13. felicia ( 18/04/2005 23:13)
tisy olana io e!aleo samy manana azy roa,ohatry n'ny ridicule be izany,ny ah ndray de rehefa any de pasipaoro gasy ihany,tsisy ankiteniteny io hoe nanana nationalité vazaha mba tsy hampisy zistoire,je trouve hoe tsy rariny rha ny malagasy mody any an-tanindrazana tsy manana droit @maha-gasy ny tena
14. fijo ( 18/04/2005 23:28)
io efa voalaza eo ambony io no fanao e.mivoaka aty amin'ny pasiporo vazaha dia miditra any amin'ny pasiporo gasy.
15. chipie1 ( 19/04/2005 17:25)
pitchou > zay mintsy no fazahoako azy
16. pitchou ( 19/04/2005 17:51)
ka tsy hita moa izany chipie fa dobla fasy ny ankamaroan'ny ato ko! d avadika fotsiny le palitao rehefa miova seranana! :-D :-D :-D
17. majakely ( 20/04/2005 12:05)
pitchou:

ka tsy hita moa izany chipie fa dobla fasy ny ankamaroan'ny ato ko! d avadika fotsiny le palitao rehefa miova seranana! :-D :-D :-D


ye tene marina ange io e !
:-D
18. iartistika ( 20/04/2005 16:51)
:roll: :roll:
19. pitchou ( 20/04/2005 18:01)
fanina eo i artistika fa ahodikodino ihany io maso io! :-D
20. saotra ( 20/04/2005 18:40)
Hay vare
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4397