double nationalité sns

61. felicia ( 13/05/2005 22:04)
zay tenenin-dry izay ny cas ny olona manana chance fa tsy ny olona rehetra akory no manana an'io vintana io...ny ankamaroan'ny gasy mandeha any andafy dia mandao tanindrazana mba hahitana vie meilleur...irariako hoe arak'izay tenenin-dry izay ny ankamaroany fa saingy indrisy fa realité n'ny vitsivitsy @ tsika io lazain-dry io...betsaka koa ny gasy fantatro any france fa betsaka ny miasa noir,angamba indry tsy mahafantatra olona nahazo prbleme betsaka @ tsy fnanana carte de sejour;raha izaho manokana tsy nahazo bleme hatramin'ny voalohany fa betsaka kosa ny ankizy mitety tanety hitadiavana fika hijanonana na mba hitadiasana asa tsara mba hahazoana manampy ny fianakams avy eo...
62. pitchou ( 13/05/2005 23:04)
dia tena vie meilleure tokoa ve aloha le hoe miasa au noir e? hoy zokinay izay hoe: niaraka tamin-drizalahy hono izy d hoe mba hanatitra le ranamana gasy! natorony azy y lalana mankany @ tranony! tsy nivily tany anefa ranamna gasy nony tonga teo @ilay croisement fa nanohy, d lasa lavitra be mihitsy nanohy ny dia d lasa lavitra be koa ny sain'i zokinay hoe inona ary ity mouvement ity! kay hono ranamana sady travail au noir no tsy en règle ny taratasin'ny fiara no tsy misy clignotant kanjo nisy fiarana polisy tao arina otran'ny hoe nanaraka! d izany ve hisy fiadanana any?
63. welie ( 14/05/2005 12:28)
OUPSSSSSSSSSSSSSSSSSS!!!!!!
Zay vao hitako ito sizé ito ka teny oupsssssssss be zà ato....

pitchou a> Arak'ilay voalazan'i felicia io akia dia tsy hoe te hiafina @maha malagasy ny oul izay manana ny taratasy vazà ka! Raha toa ka eto Madà ilay oul dia mety tsy dia miasa loatra aminy ny fananana taratasy vazà... Fa raha ohatra kosa ka any ivelany ilay oul dia tena hita fa mba misy tena ilainy azy mihitsy... Sady indrindra mou raha toa ka we any Europa (taratasy europeana mou zany e) dia misy avantage be ho azy mihitsy satria tsy mila miodina etsy sy eroa ny hoe hiditra @ firenena EU hafa... Sady ahamora ny situation-ny koa io akia ry pitchou a!

FA FA FA FA............ arakarakin'ny toerana misy kou io aloha ilay hoe misy tsy mahazo manana ny taratasy Malagasy intsony e! Ohatra any Allemagne dia rehefa mahazo taratasy rainiboto dia TSY MAINTSY "manary" ny maha Malagasy... Hitako tena mampalahelo tokoa io.... :oops: Misy ny miteny hoe tsy hampiova ahy tsy ho Malagasy ny tsy fananana Taratasy Gasy... nefa zà manokana mahita fa tena misy zvt very kely ihany kosa e!
64. pitchou ( 14/05/2005 20:03)
ka na manary na tsy manary kosa aloha ange welie d mitovy ihany e!satria izany midika fa tsy ampy ny mahamalagasy ! enfin! izay ny ahy no fijeriko azy! izaho izay tsy nanaiky haka izay nationalité-ny any!
hihihi! misy fanontaniana adaladala ity: mankaiza moa izany aminareo "vazaha" ofisialy ny atao hoe mody? mankany ivelan'i mada sa mankaty mada?
65. fijo ( 16/05/2005 23:32)
le izy kosa ry pitchou ts hoe dia tena tsy hilaina raha ny "cas" sasany an.misy tena mila an'io.saingy ny maha gasy dia eo ihany.
ary le mody dia izy aby iny ka.raha hoan'ny tsy manana taratasy izao dia hilainy io.fa raha hafaka miasa tsy mila fiovana taratasy ,tsy hitako izay hiovana.
66. felicia ( 16/05/2005 23:55)
pitchou:

ka na manary na tsy manary kosa aloha ange welie d mitovy ihany e!satria izany midika fa tsy ampy ny mahamalagasy ! enfin! izay ny ahy no fijeriko azy! izaho izay tsy nanaiky haka izay nationalité-ny any!
hihihi! misy fanontaniana adaladala ity: mankaiza moa izany aminareo "vazaha" ofisialy ny atao hoe mody? mankany ivelan'i mada sa mankaty mada?



tsy fidin'ny @ n'ny ankizy miasa noir no manao an'io fa ny tsy fananana mahazaka maniraka...pitchou kosa angamba manana ny ampy dia hitako hoe tsy micomprndre ny situation ny olona hafa :snif: e puis raha samy miadana be any amin'ny taniny mino aho fa vitsy ny fifindra-monina,misy ny cas arak'ilay lazain-dry hoe payé pour travailler en europe fa ny sarambabem-bahoaka hitako hoe miala any dago mba hitady lalana ahazoana vola bebe kokoa na ho azy na ho an'ny fianakams...mampalahelo fa izay ny réalité,ary betsaka ny tsy hafa-manoatra,rehefa tsisy mpandray dia miasa noir,acte pour survivre io,ary zara aza misy vola miditra mba hiainana sy hanampiana ny hafa...
67. felicia ( 16/05/2005 23:58)
pitchou:

dia tena vie meilleure tokoa ve aloha le hoe miasa au noir e? hoy zokinay izay hoe: niaraka tamin-drizalahy hono izy d hoe mba hanatitra le ranamana gasy! natorony azy y lalana mankany @ tranony! tsy nivily tany anefa ranamna gasy nony tonga teo @ilay croisement fa nanohy, d lasa lavitra be mihitsy nanohy ny dia d lasa lavitra be koa ny sain'i zokinay hoe inona ary ity mouvement ity! kay hono ranamana sady travail au noir no tsy en règle ny taratasin'ny fiara no tsy misy clignotant kanjo nisy fiarana polisy tao arina otran'ny hoe nanaraka! d izany ve hisy fiadanana any?

hi hi azafady ity ilay tokony novaliako

68. fijo ( 18/05/2005 22:49)
tsy fidiny io,fa izay no mba hita hoe mety dia hatao
69. pitchou ( 20/05/2005 21:53)
felicia> hihihi indry koa! tonga d azo ihany hoe iry no tina-dry valiana ko! raha resaka fitedavana aky misy tany hafa te mora hono a! tsy mila mivaky loha @ ze taratasy indry fa ze azahoana visa no atao d vita! ary dia tena sady tsara toerana no tena mahazo tokoa
70. felicia ( 21/05/2005 02:08)
8)pitchiu ah....ka dia mivavaha ho an'ny ankizy rehetra mba samy tsy hanana probleme @ zay mety hitombona ilay raisonement dry...8)
71. pitchou ( 23/05/2005 17:45)
tsy raisonnement aky iny ry felicia fa zavatra tena misy a!
ny mampiomehy aza dia nisy 5 tamin-drizareo no nody tampoka tany mada! d fa naninona hono? ahoana hono no hiasa lundi de pentecote, ko raha samy haka congé ihany d avelao eo ny asa lundi de pentecote sady izao hono misy billet mora mankany mada!:roll:
72. fijo ( 25/05/2005 22:55)
efa tsy tafa taty koasa ngamba matoa mitsaoka alatsinainy ny pentekoty ka
73. pitchou ( 26/05/2005 18:12)
ka betsaka hono ny nametraka congé lundi de pentecôte tao amin-drizareo ko! ny vazaha io! sady mety ni-profity ilay billets mora koa angamba aloha no tena natao e!
74. fijo ( 26/05/2005 23:18)
dia izay ve no hodianasa vokansy,
75. pitchou ( 27/05/2005 12:25)
ka nanararaotra nanao vakansy ka! rizareo ange tsy mandeha mianatra intsony fa efa miasa e!
76. felicia ( 29/05/2005 00:40)
zay ndray no tsy haiko e8):D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1096