double nationalité sns

21. domoiina ( 21/04/2005 08:56)
tsara ho fantatra, ay refa vaza de tena lasa vaza zany!!!
22. majakely ( 21/04/2005 15:10)
Sonwin, vazaha taratasy e!
23. sechat ( 21/04/2005 15:43)
Lalam-piainana daholo izany ;-)
24. sonwin ( 21/04/2005 16:22)
izany ny lalam-piainana e
25. Veloo ( 21/04/2005 16:42)
Ataovy izay ahazoana nationalites betsaka e =)) =)) =)) =)) =)) tsisy olana zany...
26. fijo ( 21/04/2005 23:07)
gasy anaty fa vazaha taratasy.izay no izy.tsy tsininay io fa ry zareo mpanjanaka no diso.
27. sonwin ( 22/04/2005 11:07)
tombotsoa milay izany ka
28. sonwin ( 22/04/2005 11:08)
tombotsoa milay izany ka
29. felicia ( 22/04/2005 18:50)
zay nge wa e... :D
30. lanto ( 25/04/2005 09:12)
Mba tsy niditra teto indray ny mpitsaratsara oul :)
Zah koa naheno io very ny mahagasy io fa saika hihemotra aho! Indraindray rehefa mameno ttsy toa manontany nationalité d'origine ?
Zaho aloha mino fa ny gasy mody tsy misy roasina izany e ! :)
31. sonwin ( 25/04/2005 09:55)
Raisina an-kafaliana izay hody ka..milazà mialoha fotsiny hanomanana ny fety fandraisana
32. tranokely ( 25/04/2005 14:51)
Za zao sady congolais no reunionnais no karana nosady japonnais' de gasy ihany koa
33. iartistika ( 25/04/2005 17:09)
tokony natao tranobe zany ny ps nao!! ka omby ve le trano kely??
34. fijo ( 26/04/2005 21:39)
ka ny gasy raha vao gasy ny dadanao dia mahazo ny natio gasy ianao
35. pitchou ( 27/04/2005 18:36)
izaho aloha tsy menatra ny mahagasy ahy e! ary tsy mila mialoka ambany sainam-pirenen'ny hafa! :-D :-D :-D rehefa mandeha aho na aiza na aiza d gasy! na am-po na an-taratasy na anatiny na ivelany! hihihi ary mahamay izay miseho manaratsy satria aho gasy! satria gasy ka manja fa tsy mila takonana (misy ho tezitra izao ato hihihi)
36. routa ( 28/04/2005 15:59)
:D :D :D :D >tiko be zany fisainana zany ry pitchou =D
37. felicia ( 28/04/2005 21:46)
tsy hoe te hicontrarier n'i pitchou aho fa izao koa e!za tsy mino hoe tsy fier n'ny maha malagasy ny ankizy aty an-dafy,fa pour question de comodité dia zara aza misy nationalité....ny droit hafa,tsisy gidraka amin'ny visa fa mba miaina tsisy probleme,libérté io e...tsisy maha negatif azy na ny kely aza,izany akory tsy mampiova ny maha malagasy.
38. pitchou ( 30/04/2005 04:53)
felicia> tena mampiova izany! satria na ny maha-gasy azy aza izany d efa tsy assumer-ny akory! satria tsy voatery hanana nationalite vazaha ianao vao afaka miasa ara-dalana any! fa betsaka ny gasy miasa ivelan'ny mada ara-dalana, tsy manana problema, nefa d tsy sada izy fa nationalité gasy ranoray! d otran'ireny vazaha miasa aty na manana asa aty nefa tsy voatery haka nationalité gasy izany!
raha tsy hoe le mada mihitsy koa no tsy tiany e!
39. felicia ( 01/05/2005 02:43)
pitchou kosa e!ohatry ny hoe @ pitchou ilay manana taratasy vazaha tsy fièr @ maha malagasy,tsisy idiran'io resaka io aky mikasika an'ity an!
izaho mino fa betsaka ny ankizy manao izay azo atao mba ahazoana taratasy vazaha,tsy hoe akory hoe tsy tiany ny fiaviany,fa juste pour hanamoramora ny fipetrahana fotsiny,za mino fa raha misy manontany hoe avy aiza tsisy hamaly eo akory hoe za vazaha...pretexte fotsiny ny taratasy fa ny ao anaty gasy ihany...amiko hipocrisie ny hoe raha mahita lalana hananana taratasy hafa ny ankizy dia hi-réfuser ve?tsisy hanao an'izany eo...
40. pitchou ( 01/05/2005 14:58)
izany ve? ka ilay antony mahatonga mifofotra hahazo nationalité-n'olon-kafa mihitsy ange no tsy azoko felicia e! satria araka ny nolazaiko d betsaka ohatra ny gasy mipetraka sy miasa any frantsa nefa tsy manana nationalité vazaha izany! ny tena antony nanaovako ilay fanamarihana aloha d satria ohatry ny maha-fier ny ankamaronan'y gasy izany manana nationalité vazaha izany! fa tsy arak ny fijerin-dry hoe prestexte fotsiny! misy aza moa d minia tsy miteny gasy intsony satria nationalité vazaha ko! :D

fa ny faharoa koa dia ity: ny hafa mahita ny eto ho tsara fa ny gasy (lasy any @zao an-dafy izao!!!) d sahala @ tsy izy raha tsy tafapetraka any! ny tanjona d ny hijanonana any! sa diso aho?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1823