double nationalité sns

41. felicia ( 01/05/2005 21:39)
allora,marina ilay tenenin-dry hoe misy ilay gasy indraindray ohatrry ny mahazo harena be mahazo an'ilay iza na ny sasany hoe tsy miteny gasy intsony,na misy miseho milay aza,fa tsy azo généralisena kosa aky an!marina ilay tenenin-dry amin'ny lafiny iray fa misy le gasy toa ahy :D hoe faly mba tsy milahatra permis de sejour,sy ny probleme na visa...le faharoa indray dia iarahan-tsika mahalala,tsy haiko ny fiainan'i pitchou fa betsaka ny olona mitady lalana hafa mba hampiakarana kokoa ny farim-piainana,ilay tsy fananana mahazaka maniraka,ny sasany indray manangona mba hahazoana futur tsara kokoa any dago un jour,eo indray moa ilay voatery nifindra noho ny antony maro samihafa,dia mijanona...fa tsy hoe généralisena amin'ny negatif kosa aky an!za taloha tena nitovy heritreritra tamin'dry fa hatramin'ny nipetrahako taty kosa mi comprendre aho...
42. cheboman ( 02/05/2005 04:47)
felicia> =D milay ilay fisainana
43. pitchou ( 02/05/2005 18:08)
tsy haiko aloha fa d angamba azo isaina @ rantsan-tanana ilany ny gasy hitako mijanona any hoe fier @ mahagasy azy e! mety hoe mba isan'irony gasy tsy nasaina nilahatra rehefa haka permis de sejour aho d tsy mahalala ny fanarianareo hiova nationalité! ny marina aza d tsy mbola voatery nivaky loha t@ze permis de séjour aho! ny hany problema hitako d rehefa voatery mandeha @ dom-tom, nefa nitovizako t@ vazaha frantsay ihany le izy fa tsy noho izaho gasy akory! d eo no mahavariana ahy!
d gaga aho rehefa maheno gasy miteny hoe "zà nahazo nationalité" otran'ny hoe "j'ai décroché la lune" na hoe "teo aho apatride"???? hany ka rehefa tafaraka any ho any izahay samy "gasy tena gasy" d (miala tsiny aloha an! sao misy tezitra) fa lasa mifosa "vazaha hono nefa gasy". Mety hahagaga anareo fa tsy hanonona anarana aho fa misy radoko gasy izay tsy mety hiova nationalité nefa tsy misy sahy migidragidra!
44. fijo ( 03/05/2005 22:15)
io aloha tsy hitako koa izayhoe tena hiffoana azy e.raha manana taratasy dia efa ampy sy mitovy amin'ny hafa ihany .
45. pitchou ( 04/05/2005 19:05)
asa! mety tsy azoko koa angamba hoe fa maninona ny sasany no mahazo gidragidra izany? hany ka refuge le nationalité vazaha!
46. fijo ( 04/05/2005 21:58)
amiko rehefa tsy voakotaba ianao dia ok izay,na taratasy 1 an io na 10 ans na vazaha
47. pitchou ( 05/05/2005 05:32)
zay koa no fiheverako azy aloha e! fa radical be manko le hoe hiova vazaha!
48. felicia ( 06/05/2005 23:21)
fijo an...izay lazain'ialahy izay le fanazavana tsotra indrindra no sady marina...fa ny an'i pitchou kosa angamba afangarony amile resaka fier sy tsy fier,sns...tsy radical io pitchou fa rehefa azo kosa dia tsy lavina,tsy hoe akory manana nationalité dia miseho ho supérieur na hoe miseho milay... 8)
49. pitchou ( 07/05/2005 03:08)
felicia> tsy manafangaro aho fa varina fotsiny hoe tsy mety ve raha tsy manao an'izay ny gasy (ny ankamaroany)? satria azo atao ny tsy manao an'izay! :-w sa tsy eo @ place-ny raha vao tsy manao an'izay! i felicia ve zao ohatra, d tsy nety mihitsy raha vao tsy vazaha taratasy? fa maninona ny maha-gasy an'i felicia? 8O
50. pitchou ( 07/05/2005 03:10)
jereo zao ohatra ry fijo tsy gasy nefa naka nationalité gasy!
51. cheboman ( 07/05/2005 05:18)
arakarakin\'ny fomba fisainan\'ny tsirairay ihany io, hoe hanary ny maha gasy anao na hoe tsy fier amin\'ny maha gasy, tsy hitako izay antony andavana azy rehefa omena anao ilay izy, maninona ny sinoa sy ny karana mipetraka any Mada no mitady te ho gasy daholo?
52. Ralay ( 07/05/2005 05:30)
Tsy ny fananana nationalité vazaha na hafa akory no tsy haha gasy anao intsony fa ny "comodité" azo @ fanana azy arakaraky ny toerana hipetrahanao no mahatonga ny gasy hangataka izany ary raha voatery manary ny nationalité d'origine-n'ao aza ianao dia tsy very mihintsy ny maha gasy anao fa mampiresaka fotsiny izay milaza hoe tsy mahay teny gasy intsony sns...
53. felicia ( 08/05/2005 23:34)
pitchou an...raha homena anao ve ilay nationalité dia handa ianao...za tsy mahay an'i fijo fa raha azoko ny tian-dry tenenina dia fijo tsy gasy fa nangataka nationalité gasy...k'inona fa tsy mitovy amin'ny ankizy mangataka nationalité vazaha ihany izany,tsy hoe akory miova ny firazanana dia miova ny systéme...azafady fijo an...miala tsiny indrindra fa nivoaka ilay anaranao comme exemple dia novaliako ara-k'izay...normalement tsy manana permission @ vie privée nao aho...
54. pitchou ( 09/05/2005 18:49)
raha omena sa mangataka? ka ny olana ange d tsy hitako hoe mety ho ataoko inona tsara moa ilay izy e! satria tsy mbola nisy nanenjika ahy noho ny tsy fananako azy tany! d manjary ho voatery hifidy ny président-drizareo koa amboniny!
55. felicia ( 09/05/2005 18:58)
ilay mifidy anilay president indray tsy hifanerena io,raha tsy te handeha hifidy dia tsy mifidy,fa ny tsy azoko fotsiny hoe maninona no tsy mba miezaka manana comprehension ho an'ilay ankizy manana an'ilay izy pitchou fa tsy tonga dia mitsara negatif be...ny tsirairaay samy manana ny antony.Surement ho an-dry ilay izy tsy important fa ho an'ny hafa important,zao fotsiny no teneniko :matoa ny olona manao choix dia misy antony ao mba hanamoramoraina fiainana,tsy @ilay nationalité ihany fa généralent c'est comme ca dans la vie... 8)
56. pitchou ( 10/05/2005 18:55)
ka isan\'ny zo miaraka @le pasipaoro iny ko! ngah afaka misaraka aminy?
izaho ange tsy mitsara négatif e! fa kosa gaga @ le ezaka azahoana an\'ilay izy! izaho manokana tany nasaina nanao, fa tsy nety aho, nefa tsy nentina nanaovana gidragidra tamiko izany, d tsy azoko ko inona ary! dia ireo antony no anontaniako saingy aotran\'ny aodin-dry foana ny resaka! nefa tena pas compréhension moi! (tsy hoe tsy miezaka manana comprehension aho fa tsy omen-dry le antony mazava! manana impression aho hoe afenina le izy???? sa ahoana)
57. fijo ( 10/05/2005 21:13)
ny ahy anie ry zareo ka tsy nangatahana fa efa izay hatramin'ny voalohany e.ary tsy nampiasa an'io aho raha tsy efa hitako fa nanahirana ny ahitako asa aty.satria mitaky ny fananan an'io.
marina koa fa manamora zavatra ny fananana azy aty.nefa tsy manova ny maha gasy fisainana sy fihetsika ahy izany.ary indrindra moa tena gasy arakaly.fa hoan'ireo izay mangataka,dia efa manomboka misy zavatra takiana izao,dia ny fahalalana ny atao hoe democratia sy ny civisma.satria izao ny vazaha vao tonga saina hoe atao ahoan ny hanome zo vazaha ny olona tsy mahalala akory ny fisainana sy ny fiainan'ny vazaha.
58. fijo ( 10/05/2005 21:16)
ny fifidianan koa aty tsy toa ny any belgika ka hoe tsimaintsy mifidy.malalaka isika aty.raha tsy hita tokoa aloha ny hilana azy tsy hitako ny hangatahana azy io e
59. felicia ( 12/05/2005 22:13)
za mino fa le resaka asa no tena angatahin'ny ankizy an'ilay izy...fijo an...sty haiko ny ao france fa ny aty italy dia hitako hoe manararaotra be mihitsy ny mpampiasa tsy haka mpiasa en règle,tjrs en noir...ilay ankizy mba te hanana securité kokoa @ vie social,raha vao hoe extra communitaire dia sarotra izay no mitady asa ara-dalana,lafobe ny taxen'ny ouvrier hany ka ny mpampiasa tsy maka mpiasa raha tsy en noir,ary seulement ilay vahiny ihany no tena mi-accepter an'io,avy eo koa raha tsy misy contrat de travail sarotra be ny mahazo carte de séjour,ary betsaka ny ankizy micland @io antony io...izay no antony lazaiko hoe ny ankizy mangataka azy io ny ankamaroany dia seulement pour question de comodité...
60. pitchou ( 13/05/2005 20:26)
felicia> hay kosa indry any @ mafia ko! manana an'io aza indry ahitany fika
fa raha ny ao frantsa, dia manana namana maromaro ihany aho, izay nationalité gasy fotsiny fa nafarana orinasa hiasa any! tsy voatery nanao pasipaoro vazaha mihitsy! tsy hoe tany izy no nitady asa, fa avy taty izy no nafarana! dia misy havana tsy mety maka nationalité koa nefa dia miasa ara-dalana any! contrat de travail ara-dalana daholo!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7671