Ambarao anay zaza madinika ny marina

1. ikaretsaka ( 17/01/2005 18:39)
Misy an\'io hiran\'i Ricky io mo .. fa androany ilay izy tena hitako oe ilaina fa tsy hirahira fotsiny
ka tena izay aho vao nanaiky!!!
Izao manko no niseho.
Nisy groupen\' ankizy kely izay teo @ park nilalao dia nahita kapaoty ry zareo nandende tany dia nanontaniany ireo olondehibe teo hoe inona ilay izy !
ny lehibe moa lehibe ihany ka mody niala pas t@ ireto ankizy dia nanao hoe ario iny fa fonona gateau sady efa lany ny gateau tao anariny!

dia nisy zazavavy kely izya nihoraka be sady niteny t@ namany hoe mbola nahavoa isika fa mbola nisy ambina creme fotsifotsy niaraka taminy le nohanintsika iny!

zay vao kepona ny olondehibe!!

tandremo ihany! ny ankizy anie!!!
novalian'i pitchou ny 12/03/2005 17:10
2. nikopol ( 17/01/2005 18:45)
kii
le we gateau kousa efa eritreritra mpaka fy !
mety vetivety de lebe ihany le ankizy zany fa be vitamine hono reny gateau ireny :lol:
3. ( 17/01/2005 19:38)
ka tsy efa perimé ve le creme tao anatiny klé :-D :-D
4. nikopol ( 17/01/2005 20:31)
hitakô
5. narilala ( 17/01/2005 21:52)
Raha tena marina izany fa tsy hoe te hampiresaka fotsiny Ikaretsaka dia tena mampalahelo mihitsy. Raha sanatrian\'izany ka voan\'ny sida izay olona nampiasa an\'ny le fonona gateau dia mety hifindra any @ ilay ankizy. Manajà tena ihany re olona marina, dia hajao koa ny vadinao.
6. mihanta ( 17/01/2005 22:31)
:-D nikopol tsss
7. fijo ( 17/01/2005 22:52)
narilala ka tsy voatery ny manambady anie no manao an\'io e.izay no hilana fimailo
8. mihanta ( 17/01/2005 23:07)
fa ny inn fijo :-D
9. ikaretsaka ( 18/01/2005 04:27)
narilala> tena niseho io ka.. aninaraina za avy nampibalady alika
10. ravatorano ( 18/01/2005 08:05)
tsara mihitsy ny famhampafantarana ny zavatra rehetra indrindra amin izao fotoana izay hivoaran ny tekinika sy ny takita izao.
Izaho dia manaiky io voalazan i Ika io satria efa maro amin ny ankizy malagasy no hitako nanao ballon an ireny na andalambe izany na andakilasy masoko izao no nahita ary mahatsapa ny tena fa tokony homena fahalalana mikasika irey fitaovana ireny ny ankizy ka tsara ampianarina azy izany. :idea:
11. booboo ( 18/01/2005 10:56)
tokony ho vulgariser-na ôa ny SRA isan\'ambaratonga.
12. mihanta ( 18/01/2005 12:11)
ravatorano :lasa ataon\'ny zaza balonina fotsiny nefa tokony nampiasaina v :-D
13. nikopol ( 18/01/2005 12:19)
ravatorano mila zarina mampiasa fy mailo kosa ange ny zaza e. Refa mbola kely izy de balôm zany, dia refa lebebe dia efa fantany ny tokony ataony. Amizay le izy tsy resaka miafina intsony. Ny any Bebenay zao io ataony fametrahana paraky.

Isaky ny tranche d\'âge zany de samy manana ny fomba ampiasany azy. :lol:
14. mihanta ( 18/01/2005 12:33)
nikopol hahahahaha
15. dezy ( 18/01/2005 13:22)
ravato> ngo de ny mpizara reny zavatra reny no tokony ampianarina???tsy mifidy we ty mbola tsy mampiasa nefa homena sady tsy azavaina fa de zaraina fotsiny eny de we miady @ sida fa efa nizara le zavatra
16. ramoul ( 18/01/2005 14:25)
ka ra tsy azavaina am\' ankizy kosa nge we inona no tena dikan\' le fonina gatô de tsy hanontany ny lehibe tsony izy fa efa ainy ny dikany é!
17. pitchou ( 18/01/2005 18:16)
ny ankizy eny an-dalam-be izany no anazavana azy? kou tsy hangataka b d b izy?
18. ikaretsaka ( 18/01/2005 18:52)
raha mangataka izy tsy maninona fa raha ilay efa avy namonosana gateau kosa tsy mety ka
azavaina aminy heo tsy izy le misy creme
19. pitchou ( 19/01/2005 19:43)
d hizara fimailo @ zaza madinika izany i karetsaka? ataovy fa hidin\'ny olona @ karetsaka ary anann ary
20. ikaretsaka ( 19/01/2005 19:46)
ny ahy aloha tsy mampaninona anahy ny mizara ireny
FA ILAY VAOVAO AN!!!
dia azavaina azy heo inona ny ampiasaina azy sns.
aleo izay toy izay mampihinankinampoana le
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1371