Ambarao anay zaza madinika ny marina

41. pitchou ( 01/02/2005 19:48)
:-D :-D :-D Ramaska kou d tsy andalovana mintsy!
42. mihanta ( 01/02/2005 22:13)
mateza maharitra tsy hita faritra
43. fijo ( 01/02/2005 23:09)
aza fatorana za ry mihanta fa aleo amin'izao an
44. mihanta ( 02/02/2005 13:23)
nga za mamatotra anlà ry fijo hihihihihihi sao nanofy
45. pitchou ( 02/02/2005 19:56)
mihanta> nen'i fijo ange entinjy mandositra fotsiny ny kaly d fin lery e!
ramao> ianona r'ianona an!
46. fijo ( 02/02/2005 23:20)
pitchou aiza indray e
47. pitchou ( 05/02/2005 18:08)
k'efa we ianona kou eo kou ianona mody adala eo
48. fijo ( 07/02/2005 22:40)
ianona ve maninona e
49. dadabe ( 08/02/2005 11:09)
le inona no maninona de haninona??? :twisted:
50. pitchou ( 08/02/2005 19:21)
ny anona no mananona e!
51. fijo ( 08/02/2005 23:42)
ndana mananona ary e
52. pitchou ( 09/02/2005 18:17)
maninona ry fijo?
53. fijo ( 09/02/2005 21:07)
mananona ko,anontanio an dramaso :lol: :P
54. pitchou ( 10/02/2005 11:50)
fa inn kay no idiran'i ramaso @le resaka alou fa otran'ny tsy arako ndray e! sady izy aza tsy eo
55. fijo ( 10/02/2005 22:41)
ka izy mahay mananona ko
56. Ramaso ( 12/02/2005 06:46)
present!!
tantine nga mananona?
57. xxx ( 12/02/2005 12:27)
i fijo ihan yangamba no tsy mananona eh! izy manko hono mbola virj zau ihany
aleo tsy tononiko ny anarako so ...
58. pitchou ( 13/02/2005 07:18)
ramaso> maninn alou e? fijo manko raha vao miteny d resaka kaly fôna, ka tsy haiko le mananonany na mahandro na mihinana na inn!
59. Ramaso ( 14/02/2005 03:12)
fa nenareo efa tokony apoatra mbola afeninareo ihany de efa tokony afenina dia mbola apotra ihany!
(nono rehefa mampinono ohatra efa lozitar be mbola apoitra ihany nefa nafennina ery t@ izy mbola bol ringiby))
60. pitchou ( 14/02/2005 17:43)
oudryyyy! ramaso zany bola minono @ neny angah? mba ok'izay kossany e! fa tsy tadidin-dramaso kou nga ny nonon'i neny le mbola bol ringiby d avoaka lava raha vao mampiaka-peo iny ramaso? tsisy ze tsy nahita ny mpandalo fa aiza koasa moa no d hiady bol @ zazakely
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5144