Ambarao anay zaza madinika ny marina

61. ikaretsaka ( 14/02/2005 22:35)
=))
62. fijo ( 14/02/2005 23:19)
nefa ve mba saika hinono ihany ry pitchou
63. pitchou ( 15/02/2005 08:36)
fijo> tssss! zà nanana nen'i neninay kou!
64. fijo ( 15/02/2005 22:59)
hay asa ko,mba resaka ny ahy iny.
65. ikaretsaka ( 16/02/2005 01:22)
mbola minono @ neninareo zany i pitchou?
66. pitchou ( 16/02/2005 18:09)
aiza kosa! efa lehibe aho zao kou! karetsaka ngah mbola minono @ neninareo?
67. fijo ( 16/02/2005 23:17)
sa ko sao mbola manina
68. pitchou ( 17/02/2005 18:11)
i fijo alou fantatro fa tavoangy zao no mety nonony e! hihihi
69. fijo ( 17/02/2005 23:00)
iny mampirevy ko
70. pitchou ( 18/02/2005 18:57)
hihihihihi! sady iny tsy mitabataba @ ze fofom-bava o?
71. fijo ( 21/02/2005 22:31)
nga fofona ratsy iny le.fofona mamono mikiraoba iny anie e
72. pitchou ( 22/02/2005 19:54)
marina raha ny mikraoba fotsiny no ho fatiny??? =))
73. fijo ( 22/02/2005 22:33)
fa ny inona koa le
74. Ramaso ( 23/02/2005 06:20)
eny tokoa hoa?
75. fijo ( 23/02/2005 22:09)
miandry izahay e
76. pitchou ( 25/02/2005 18:58)
asa lahy? :-D
77. fijo ( 28/02/2005 22:43)
ianao vavy ko,lahy ahoana indray ary
78. pitchou ( 07/03/2005 18:21)
zà vavy botabota ka!

fa nareo no atsafaiko hoe asa lahy ko! f'angà nareo tsy lahy?
azo natao ko we asa fijo? na asa ramaso? na asa karetsaka ... fa lava lôtra zany
79. fijo ( 09/03/2005 23:10)
hay moa ????
80. pitchou ( 12/03/2005 17:10)
iiiiiiieeeeeeee!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3539