Ambarao anay zaza madinika ny marina
21. fijo
(
19/01/2005 21:48)
ampianaro ny zaza tsy ihinana ny tsy fihinanay e.sady mbola hilainy ihany anie iny avyeo e
22. ravatorano
(
20/01/2005 09:23)
io angamba dia any ampianarana no iandohan ny fampianarana an ireny zaza ireny sainy izao koa ny mpianatra any amin ny sekoly katolika aloha tsy hahazo teny momba ny fimailo satria tsy manaiky an io ny kardinaly sy ny fiangonana mihitsy.
Mety koa raha miainga amin ny ao antrano satria andron ny fandrosoana izao dia dieny mbola kely ny zaza na ny ankizy dia atoro ny antsoina hoe fimailo sy ny ilaina sy ampiasaina azy mba tsy hatao ballon ilay izy.

23. pitchou
(
20/01/2005 11:57)
ravato> d ahoana le zaza eny an-dalam-be manahirana an\'i karetsaka? ireny ange mety tsy mandeha an-tsekoly sady mety tsy mampiasa an\'izany ny RAD-ny e!
fijo> rehefa avy nolalaoviny natao balonn angaha iny azo ampiasaina intsony? :roll:
fijo> rehefa avy nolalaoviny natao balonn angaha iny azo ampiasaina intsony? :roll:
24. fijo
(
20/01/2005 23:32)
pitchou azo anaovana fanorona iny ka.atsatoka amin\'ny hazo h itany hoe toa izao le izy
25. ravatorano
(
21/01/2005 13:01)
pitchou>amin izao fotoana izao aloha efa miparitaka b ny filazana sy ny fanomezana vaovao an ity fymailo ity ka na eny andalmbe aza dia efa feno sary fymailo ary na olotsotra tsy mampiasa aryt sy nahalala izany akory aza izao efa midehaka ery mamaly raha anontanianao ny antsoina hoe fymailo.
Marina fa na nanao ezaka lehibe eza ry zareo ao amin ny ministeran ny fahasalamana mbola tsy ampy ilay izy ka dia nitarina any amin ny ministera rehetra mihitsy amin izao mba ho large diffusion.
Marina fa na nanao ezaka lehibe eza ry zareo ao amin ny ministeran ny fahasalamana mbola tsy ampy ilay izy ka dia nitarina any amin ny ministera rehetra mihitsy amin izao mba ho large diffusion.
27. vegas
(
24/01/2005 19:09)
ravatorano> sary aona lety no eny andalambe? sary fimailo tsisy anatiny ve? sa miaraka amin\'ny ao anatiny?
pitchou> reny mintsy aza no tena mila anireny ko. Mba mialokaloka njay ny zavatry ny tsy manakialofana hihihihi.
pitchou> reny mintsy aza no tena mila anireny ko. Mba mialokaloka njay ny zavatry ny tsy manakialofana hihihihi.
31. pitchou
(
27/01/2005 20:15)
vegas> ka izay manko wa!
fijo> tsy matiko lolo zany \"the au riz\" nao zany an! :-D :-D :-D
fijo> tsy matiko lolo zany \"the au riz\" nao zany an! :-D :-D :-D
38. mihanta
(
01/02/2005 12:52)
oupss tsy fanahiniako io an,pitchou fatorana ny tanany refa mampianatra izy d tsy matahotsa njy