encore vierge à 30 ans

1. joda ( 01/12/2004 12:34)
ahoana no eritreritrareo :-D
novalian'i nounousy ny 24/02/2006 14:48
2. sechat ( 01/12/2004 12:41)
tena enao zany le nadrasany kou :-D :-D :-D
3. chipie1 ( 01/12/2004 12:45)
sujet efa teto io fa aleo hamaliany i fijo azy ange :-P :-P
4. loockx ( 01/12/2004 12:49)
zany v tsy kizitina b :-D :-D :-D
5. sechat ( 01/12/2004 12:49)
fijo aiza enao @zao? endrasana ny valinteninao :evil:
6. mihanta ( 01/12/2004 12:56)
hihihi sao d sipa tsy nisy mpikoty zany klou?
7. sechat ( 01/12/2004 13:21)
lelahy ve lou zany sa vevavy e!
8. hery ( 01/12/2004 13:35)
ahoana ahoana? hoe rehefa tsy vitanareo ve dia tsy vitan\'ny hafa ? :-)
Zah alou midera ny olona ohatran\'izany... vitsy izy ireo fa misy.
9. sechat ( 01/12/2004 13:53)
hery> Anontanio aloha hoe tena zay marina ve le notadiaviny :roll: ?
Raha zay no izy de miderà azy naharitra an\'izay elabe zay sady tonga t@ tanjony.
Fa raha nitady ihany izy nefa tsy nahita, tsy de azoko firy le valinteninao.
De toute manière sady tsy mahamenatra zany raha miseho, no tsy tanjona tokony hotratrarina koa! Tout dépend du contexte! :wink:
10. nikopol ( 01/12/2004 14:22)
sechat ,c\'est ça ,c\'est vraiment ça ! fa misy kou na izany aza tsy mahalala ze tadiaviny e ! misy vierge zao mieritreritra sexe foana , de misy tsy vierge betsaka tsy mieritreritra sexe mihitsy, de misy kou ny contrairan\'ireo ! ny zava-dehibe amiko de mahatsapa tena le oll fa équilibré izy, ary mifanaraka ny toe-tsainy sy ny fihetsiny !

:lol:
11. hery ( 01/12/2004 14:34)
Fa angaha misy miteny hoe mitady na tsia ? :-)
hozy hoe \"encore vierge à 30 ans\" ahoana ny hevitrareo\" de hozy zah hoe possible zany kah... tsy iray na roa fa maro.

Fa tohizako le resak\'i nikopol hoe tsy ny vierge na tsy vierge no tena zava-dehibe fa ny fahafahana miaina araka ny tokony ho izy ilay tena fitiavana... izay tsy voatery ho ao amin\'ny ara-nofo no ahitana azy. Donc vierge à 50 ans ou pas vierge à 15 ans... that\'s not the question :-) (dikateny malalaka... na virjiny na tsy virjiny, tsy any intsony ny olana no mipetraka)

12. lanto ( 01/12/2004 15:12)
raha safidiny de deraina
raha tsy fidiny kosa de....eo nareo hanavotra azy e ! :))
13. tsikysarika ( 01/12/2004 15:24)
:lol: tena midera anazy aloha za e :lol: satria mbola vierge izy e, miandrasa aloha ny olona tianao vao manao izany fa saodé manenina avy eo

14. sechat ( 01/12/2004 15:37)
tsiky sariaka> io ndray le resaka :-D :-D :-D
mampihomehy mitsy nareo reto
15. lema ( 01/12/2004 16:32)
ka ra tsy misy mikitika anie io dé mbola hijanona virj foana na 45 ans ary e!
16. sechat ( 01/12/2004 16:37)
lema> :-D :-D :-D
17. booboo ( 01/12/2004 17:22)
mitovy hevitra @ hery
18. nikopol ( 01/12/2004 17:35)
ramaso tsy aleo ve le sipa no mamelatra be be kokoa
19. ( 01/12/2004 21:24)
Raha vao idiran-dramaso sy nikopol ny resaka dia any amin\'ny lohahevitra \"resak\'olon-dehibe\" ny hiafaràny.

Jereo ireto voambolana :
- misaokalentika,
- velabelarina,
- mamelatra,
- mamelabelatra...
Mbélà fa mahatsiravina :evil:
20. fijo ( 01/12/2004 23:12)
hevitra izany razaky an.
za izao virja dia ahoana?tsy itako le olana.mbola mino sy manatena aho fa hisy hanala io maha virja ahy io.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1846