encore vierge à 30 ans

41. ikaretsaka ( 12/12/2004 17:39)
de rahampitso hoa izy tsy vierge intsony de ahoana?
42. pitchou ( 15/12/2004 07:42)
d tsy vierge intsony zany! raha tsy hoe le resaka nataon\'hery ary ambadika ary! aza hitako! :wink:
43. fijo ( 15/12/2004 21:17)
mcfy>hitan\'ialahy.ny procedure tsara indrindra dia ny misy appel.amin\'izay azoantoka ny fahamarinana\'ny zavatra iray.izay no mbola handefasabna azy any.
44. pitchou ( 16/12/2004 06:16)
fa inn alou ny tena problemanareo 2 le izy fa otran\'ny very kely ndray za!
45. ikaretsaka ( 18/01/2005 04:35)
mitovy ihany ve ny hoe vierge a 30 ans sy ny hoe celibataire a 30 ans??
misy mampitovy manko...
46. saholytiana ( 18/01/2005 07:00)
salut daholl , zay zah vo ba mamaly rasaka eto
fa zao ba evitro , mi-existe mitsy io , ary misy antony manokana io , nareo zany tsy ba mino rah tsy mahita ? aona kosa de woué asina appel mitsy ? hihiihhihihi
47. fijo ( 18/01/2005 22:13)
saholy ka mila hamarinina ka.avy eo izahay mino
48. saholytiana ( 19/01/2005 06:21)
fijo , ntsss , dé rah oatra miteny lé oll fa bola vierge dé tsy mino enao ? dé ahona ko amarinana io ? enao zay atoa woué \" on dirait la confience reigne \" rah tia azy enao dé tokony mino zay lazainy enao , zay klou ba eritreritro e ! sa tsy bola mety zao ? :?:
49. fijo ( 20/01/2005 21:13)
saholy ka tsy maintsy hamarinina wa.raha aty aho izao no milaza ny sipako any mada hoe za bikina dia avy dia hino ve za
50. pitchou ( 21/01/2005 19:42)
d ahoana tsara moa zany ry fijo no hinoanay fa mbola virja enao? :evil:
51. yonikafopl ( 22/01/2005 00:42)
pitchou de mila mi verifier njy zany kouuuu, raha te hino marina??
za kalou mino tsy mila verificationa e!!! :-P
52. petit ( 25/01/2005 13:49)
Pitchou â! za ve dia hanontanianao fa rehefa te hahita ny marina enao dia mankanesa any fa marina azo tsapahin-tanana zany ê.
53. fijo ( 25/01/2005 21:41)
izay wa verifieo aloha
54. ikaretsaka ( 26/01/2005 00:02)
fijo> ela hoa belier fa tsy vierge!
55. petit ( 01/02/2005 11:40)
ikaretsaka> iza no mahalala ra belier vierge izy. :^)
56. fijo ( 01/02/2005 21:45)
izay mantsy ry ptit.
57. petit ( 02/02/2005 13:33)
Ol'ty ry zalà â zany 30 taona jiny zany ve lesy tsy efa tranonkala no aho le aza. Mitovy @ trano ihany io rehefa tsy misy mikitika sy mipetraka de maniry any reny zavatra isan-karazany reny tena kozy lê! :-P
58. fijo ( 03/02/2005 00:19)
milay io ka.marina e
59. ninie82 ( 03/02/2005 10:07)
Slt daholo!
Mba nanaitra ahy kely le discussion de mba tonga zah milaza ny hevitro.
Misy alou ny vevavy tena fierté-ny zany hoe mijanona virjiny mandrapatongan'ny oul tena hitany hoe mety ho vadiny. Ka na de jusk'à 30 ans aza de andrasany fôna. Fa ndraindray kou le izy tahotra no tena mahatonga azy
60. petit ( 03/02/2005 16:23)
ninnie zao jiny sa tsy tsony. Raha tsy tsony de natahoatra ve teo am-panaovana azy sa ahona. Tinao ve le izy sa manakory? :?: :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2077