encore vierge à 30 ans
62. ninie82
(
07/02/2005 14:07)
fijo:
fanontaniana tsara izany le
ié tena tsara le izy ary ny valiny kou tena tsara fa mbola jiny zah :D
64. princesse
(
23/04/2005 12:04)
fijo zany miandry fotsiny wé sà sa tsy sà!!ary oavy izy @angady sy ny arona!!!
67. xxx
(
23/11/2005 10:59)
O! rey olona e! Ianareo ve gasy sa ahoana e?
Hianaro tsara aloha ny tantaranareo sy ny fombanareo vao miresaka. Fa aza ny fomba vazaha foana no entina mieritreritra sy miresaka. Amintsika gasy dia ny hanambadiana hono hiterahana. Ary ny vehivavy tsy miteraka tsy faka vady.
Ahoana anefa no hahafantarana fa tsy miteraka izy? (bonne question) Tsotra ny valiny. Manao aloha ka rehefa bikina ka miteraka izy dia izay vao vadiana.
Izany no fomba fisainan'ny Ntaolo malagasy taloha.
Izany hoe ny vehivavy malagasy dia tsy misy virijiny izany eo ampanambadiana. Na ny teny hoe virijiny aza tsy misy amin'ny teny malagasy (tadiavo ange) fa teny nadika io.
Betsaka ny ho tezitra amin'io zavatra noteneniko io fa izay no izy.
Anontanio anie i Dadabenareo e!

68. xxx
(
29/11/2005 13:51)
misy àry miteny hoe Masina Maria aza tsy virjiny izany! tsy haiko lony e!:-D:-D:-D:-D:-D:-D
69. pissoa
(
30/11/2005 13:28)
30 ans virge --- tsy dia hitako izay olan'ny be sy ny maro. raha ny hevitro dia safidy io!
marina ve io tenenin'i xxx io ry dadabe? :-D
xxx - na fomba gasy kosa azy io tsy mety le. ny bandy kou anie mety tsy miteraka eh!
marina ve io tenenin'i xxx io ry dadabe? :-D
xxx - na fomba gasy kosa azy io tsy mety le. ny bandy kou anie mety tsy miteraka eh!
70. fiaritiana
(
30/11/2005 14:18)
mora ekena kokoa ny oe 30 ans mbola tsy niteraka fa efa tsy virj tsony!sa ahoana ry dadabe?
aiza àry enao ry dadabe? miandry anao ny ato e!:-D:-D
aiza àry enao ry dadabe? miandry anao ny ato e!:-D:-D
71. jennifer2
(
07/12/2005 00:40)
inona reto no hiadivanareo hevitra an'zany a! misy aza vehivavy mihoatra ny 30 taona, mbola tsy manambady fa be sipa, mbola vierge foana.
Antony: anisan'ny cadeau tsara ho an'ny vadiny ny virginiteny. porofo-pitiavana ihany koa io.
Antony: anisan'ny cadeau tsara ho an'ny vadiny ny virginiteny. porofo-pitiavana ihany koa io.
72. xxx
(
07/12/2005 23:43)
za vevavy 23 ans, mbola virja fa j'en sui fièèèèèèèèèèèrrrrrr, nenà tsy meko zay oul hitako fa mianjy @ la bonn personn za, rah tsy tonga moa izy d tampis!!!
76. Herimiafina
(
26/12/2005 23:38)
Tokony ho virja daholo marina anie ny olondrehetra any amin'ny tany mahantrae, mba samy hisaina izay hampandrosoan any firenena klou, de refa mandroso ny firenena vao manao tsy virja tsony, hehehehe:-D:-D
Raha izao no mila sorona vevavy virja de maty eto isika menakavy,
Raha izao no mila sorona vevavy virja de maty eto isika menakavy,
78. dadou
(
14/01/2006 03:24)
tsara ny fitondratenanao anefa vakio @izay fa sao tara loatra kamampijaly rahatsy misy mpamaky omeo ahy fa vakiko@ara_dalana ok!:-*:-*:evil:(l)
80. jennifer2
(
24/01/2006 23:18)
dadou zany!:twisted:, xxx a! aza makany @ dadou zany fa vakiany eo ndry!