encore vierge à 30 ans

21. sechat ( 02/12/2004 17:02)
:-D :-D :-D cas désespéré :-D :-D :-D
22. ramoul ( 02/12/2004 18:24)
Tsar ra mbola nahatany ny virginité\' ny izy.
Fa ra sipa tsy nisy nikôty alo de normal b mintsy é!
23. hery ( 02/12/2004 18:36)
Esory lavitra ny saina hoe sipa tsy misy mpikoty no atao hoe virjiiny... nareo ve tsy mbola nahita olona tena heverina hoe tsisy mikoty mihitsy (ohatra hoe adala sanatrian\'izany na koa ireny 4-mi tsy mba manana namana ireny) kanefa bevoka avy eo? Ny sipa tsy misy mpikoty dia tsy manana kofa fotsiny fa tsy hoe mandray anjara mavitrika :-) eo amin\'ny resa-pananahana...
24. pitchou ( 02/12/2004 18:49)
otrany tsy mino aho hoe satria izy tsy nisy mpikoty no mbola naha-virjiny azy! ary tsy mino koa aho hoe misy olona frigide izany foana fa misy fotoanany io! plutôt angamba hoe ao ilay safidy d ao ilay herin-tsainy! rehefa izay no heveriny fa mety na handohalika eo aza i ramaso sy i fijo ary karetsaka tsy ahazo azy ( :-D :-D :-D ) na lahy io na vavy an! tsy voatery hoe ny vavy ihany!

sady tsy aleo ve izany toy izay irony mbola zaza irony, ny sasany vao zara raha maoty dia efa manana traikefa b mahatalanjona e! otran\'ny hoe ho ritra ny paiso an-kady ka ataovy izay tratra!
25. ( 02/12/2004 19:55)
Io angamba ilay hoe vaky manta ! Sarotra ny fitaizana fa aleoko kokoa somary tara kely toy izay vaky manta.
Manaraka izany, intimité-be ange izany maha virijiny izany ry zareo ê !
Tsy tokony ho fantatry ny olona mihitsy hoe iry na irikatra virijiny na efa vaky.
26. fijo ( 02/12/2004 22:01)
za aloha efa nahita sipa izay ,29 ans izy no nanambady fa tena mbola virja.ny nahalalako izany ,niaraka tamiko i kala ary lasa tempo(gaigy) mihintsy aho fa ééé.dia bandy akamako no lasa vadiny ary gaga i lery hoe ,ary ela kay hendry le,tsy nikasika an\'i...
27. sechat ( 03/12/2004 10:22)
fijo> tsy mahatoky saka a fa trondro no laoka :-D :-D :-D :-D
28. zakilinina ( 03/12/2004 15:29)
Na koa hoe \"saka ve hiondan-kena ?\"
29. pitchou ( 03/12/2004 18:02)
ttttttssssss! zany mba fanodinan\'i fijo ny resaka ! angamba zao le nolazainy:\"tsy naha-bandy an\'ela le vadiko fa tena hendry!\" iza no bandy hiteny anao ho hendry fijo? :-*
30. poupounesana ( 04/12/2004 07:46)
hay kay enao zany saika tsy virja ntsony ry fijo han!io koa anie c l\'intention qui compte eh
31. pitchou ( 04/12/2004 20:25)
:-D :-D :-D noho izany aza alefa lavitra ny eritreritra!
32. fijo ( 07/12/2004 00:04)
poupou an tena naika tsy izy intsony aho fa sendra vavahady vy dia mbola izy ihany.
33. fijo ( 08/12/2004 23:38)
tena nahery ka.
34. mcfy ( 09/12/2004 00:24)
Nareo ko tena lava resaka loatra klé, mis v le izy sa tsy misy aloha e? Zà mantsy tsy mino. RAha mahita na mahafantatra nareo d alefaso aty amiko aloha ho verifiéko d lazaiko anareo ny hevitro. :lol:
35. jhouhlambout ( 09/12/2004 14:00)
manaova annonce :-D
36. fijo ( 09/12/2004 22:25)
mcfy;aleo fa rehefa avy hamariniko aty dia halefako verifien\'ialahy ka
37. kalt ( 11/12/2004 16:06)
Misy betsaka izy ireo @ izao fotoana izao.Ireo ilay karazana sipa tsara taiza sady mbola manaja ny olona tena ho vadiny.Satria fahasambarana ho azy sy tsy manimba ny eritreriny ny misaina hoe ilay olona tena vadiny no miaraka aminy voalohany.Misimisia ny ohatran\'izany fa sambatra mihitsy ny bandy
38. ikaretsaka ( 11/12/2004 18:47)
de rahampitso izy tsy vierge intsony dia ahoana? 8O
39. mcfy ( 12/12/2004 01:10)
fijo, ko efa namarininn\'là d mbola mila verifiéna ihany? f\'angah elà ts compétant no mbolamila ahy après? Mihevera rah izany kou! lol
Ny ah le mbola tsy nisy niverifié mits no ilaiko @ zay hita eo na d\'or na tsia!

Kalt, ts voatery ireo tsra taiza ihany fa misy koa ireo matahotra na fatahorana na ny ray aman-dreniny na ny mpianadahy.

Ikaretsaka: d avereno tapeno kou, asio bosoa :lol:
40. pitchou ( 12/12/2004 17:35)
kalt> tsy interessant le izy raha tsy otran\'izay koa le bandy!
fijo> aiza no hahaizanao an\'izany? enao olona mbola virja!
mcfy> inoy fotsiny wa d vita
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1804