Ny tena lehilahy!!!!!!!!
1. mimich
(
25/10/2004 11:50)
“Na mahery aza , malemy toy ny zaza ny lhl hoy ny hira”. Ny hevitrareo?
novalian'i fijo ny 04/05/2005 21:19
2. hery
(
25/10/2004 13:45)
Anisan\'ny herin\'ny fitiavan\'ny lehilahy io malemy io... Ny tena lehilahy ela be vao tia... fa rahefa tena tia kosa izy dia sarotra akifika.
4. yonikafopl
(
25/10/2004 18:10)
raha ny hevitr\'ilay hira tenenin\'i mimich angamba dia rehefa eo anatrehan\'ny vhv ny lhl dia malemy foana na tia na tsy tia hihihihih :lol:
fa ilay an\'i hery koa toa marina ihany.fa saingy elabe vao tia fa indraindray koa vetivety dia tofoka :-P
fa ilay an\'i hery koa toa marina ihany.fa saingy elabe vao tia fa indraindray koa vetivety dia tofoka :-P
6. ikaretsaka
(
25/10/2004 23:28)
y pelaka sy sarimbavy tsy tena lehilahy iznay e.. ny ssa tena lehilahy
10. dezy
(
26/10/2004 11:36)
n\'iza n\'iza refa tratra eo @point maleminy de tsy maintsy milefitra fa eo no maha hafa ny lela mbola manana heritsaina hijoro na de mafy aza ny nahazo azy.Sa ahona zalahy??? hihihihi
12. jhouhlambout
(
26/10/2004 11:51)
Ny tena lehilahy dia tsy tia tena fa mahay MIZARA ny fitiavany @ olona mitady :-D
13. loockx
(
26/10/2004 11:59)
Mety halemy toy ny zaza ihany ny lhl rehafa sendra ILAY tena vhv. :wink:
14. ikaretsaka
(
26/10/2004 13:09)
chipie> ny joba misy kely herintsaina ko.. voalavo aza hatahoran\'ny sasany!
15. kinaoly
(
26/10/2004 17:00)
aona alou zany mampiseho ny mahalehilahy azy zany e :?:
nga ny fatahorana voalavo midika tsy fahatanjahatsaina ? nga ny lhl tsy misy manana tahotra mintsy :/
nga ny fatahorana voalavo midika tsy fahatanjahatsaina ? nga ny lhl tsy misy manana tahotra mintsy :/
17. pitchou
(
26/10/2004 17:31)
zà efa nahita lhl tsy nahahetsika fa nipararetra nahita ala!!!! nefa zany ka hoe bokony, mpanao haiady itsy sy iroa ...
fa ny tena lhl maty mosary sy mitomany rehefa sendra voatery tsy maintsy hiatrika zavatra tena mafy mihatra aman\'aina, ohatra ny vadiny miteraka, na tsy maintsy hikarakara irery ny ankizy mena vava sy hahandro hanina!!!! indrindra anie ka ambonin\'izay marary mafy eny @ hopitaly ramatoa!!! rano ray zinga aza tsy tongany eny ambony latabatra!

18. kinaoly
(
26/10/2004 17:36)
:arrow: fa tsy mbola voavaly fona le fanotanina volou
jhouhl> za nefa mahita bandy mataatsa sipa, mataatsa seringue etc.... :-P , mataatsa volo miroborobo :^)
jhouhl> za nefa mahita bandy mataatsa sipa, mataatsa seringue etc.... :-P , mataatsa volo miroborobo :^)
19. mozart
(
26/10/2004 18:00)
ny tena lehilahy dia izay mahay mampirevy ny vadiny(jôbany), fa io rehefa tena hain\'lah de sarin-diky ze mpisalovana fa elah no tena ça va!!!! andramo anie ltyh eh!!!! fa nyjôba rehefa tena tratran\'lah zay an! tena elah no tena kôfa e!