Ny tena lehilahy!!!!!!!!
41. dezy
(
03/11/2004 15:01)
misy zavatra tonga de hekeny vhv:inn ay????omeo bague volamena ange e :-P :-P :-P hihihihihi (mbo resaka io an )
43. kinaoly
(
04/11/2004 10:47)
za efa nanome fa tsy nekenle sipa :roll: :oops: , mety kely lotsa ngamba le izy hihihi
44. dezy
(
04/11/2004 10:59)
kinaoly:asio kavina njay miaraka @ fa tonga dekinaoly le sipa hihihihi :-* :-* :-P
46. chipie1
(
04/11/2004 16:41)
kinaoly> tsy taminy taonina fa desigrama ngamba de tsy nekeny ilay sipa :-D :-D :-D
48. dezy
(
05/11/2004 10:31)
inn klou ty traikefa e hihihihi donto ny akama fa mbo azavao e sotsa eee
50. dezy
(
08/11/2004 10:26)
misaotra ramaso fa mazava an .tsy de mahay fa mba mangalatahaka ny ataony sasany e hihihihi
51. kinaoly
(
08/11/2004 11:44)
misotra amle fika fa tsy mbola nanaiky fona le sipa :?
sao misy hevitra hafa ?
sao misy hevitra hafa ?
52. fijo
(
09/11/2004 00:34)
kinaoly,forceo letsy e.rehefa any io izy indray no hiteny hoe aza esorina.ary esory amin\'izay.
53. ravatorano
(
09/11/2004 10:10)
ny hevitry dezy , fijo , ramaso aryny an i mozart no hitako fa mahafaritra ny tena lehilahy fa ampiko fotsiny hoe ny lehilahy dia toujours favori fa izy no tonga voalohany teto amin ity tany ity hihihihihihihihi
55. dezy
(
09/11/2004 17:13)
kinaoly> refa tsy mety @ reo soloy volamena mbakon\'ny nifiny aloha fa tonga ela de mahazo biz be hihihihihi :-* :-*
57. pitchou
(
10/11/2004 19:14)
ravatorano> raha mahita ny tenanao hoe favori aza enao inona no ilanao ny vadinao sy ny zanakao fa tsy andeha mipetraka irery? @ izay tena hita ny maha-favori anao tsy mila n\'iza n\'izae! mahavita tsara ny tenanao!
59. pitchou
(
11/11/2004 19:02)
ka izy hono favori ka! tena extreme izany fa tsy ao @peloton! d arak\'izany koa!
