malala sarotra adinoina

1. aladin ( 22/10/2004 07:10)
Iza aminao no sipa na bandy tsy adinonao mints
1- Ilay voalohany t@ fitiavan-jaza \"amourette\" vita t@ horokoroka

2-ilay sipa/bandy niara nidôdô taminao voalohany nefa mbola tsy dia havanana loatra

3-Ilay sipa/bandy mahay mampirevy be anao refa dôdô

4-ilay sipa maha tara be anao nefa tsy zakanao na ilay bandy tianao b nefa tsy miraika aminao?

5-Ny fitia voarara

6-Ilay sipa/bandy nampijaly anao

7-ilay sipa/bandy mora zakanao kely????

8-Ilay sipanao na kofanao be mpitsiriritra ndrindra??


Nenah aloha de le N° 08 io e!satria fahafinaretako be ny mahita bandy mangalam-pijery azy refa le mampiaraka iny.matsiro an! :twisted: :twisted:
novalian'i fijo ny 06/01/2005 22:25
2. besoiiin ( 22/10/2004 07:37)
nena ilay sakanay very iny!
3. bitaka ( 22/10/2004 12:24)
ekany tokoa ny ahy le bôfy be ireny no tiako f\'ireny tsisy pikôty tsotry sady efa manomboka miverintsaina rahateo. fa maninona no io lohateny napetrk\'se ry Din? :^) :^) :-* :*
4. fanja1 ( 22/10/2004 17:30)
bitaka tsssssssssssss
5. jhouhlambout ( 22/10/2004 17:37)
Mitovy zany isika sy aladin ny ahy koa ilay 8
6. ramoul ( 22/10/2004 19:46)
le 8 no tena tsy mety adinoko mintsy.
afa ihany nge refa manana ny tsara é! sa tsy zany ndray ry bandy akama isany, :lol:
7. ramoul ( 22/10/2004 19:49)
sady tonga de latsaka rarakivy min,tsy ze bandy mahita anay mitsam\' eny am\' lalana 8-)
8. ikaretsaka ( 23/10/2004 03:37)
8 mazava ho azy..
9. fijo ( 25/10/2004 22:07)
le 5 sy 3.ireo n tena milay ka.
10. nantaina ( 26/10/2004 10:56)
fa maninona no lay 8 fona e, mba le 9 na le 10 ndray alaina, sady de maninona nefa ra mitsororotra ny bandy hafa, tsy vao maika aza mety ho lasan\'iny mpijerijery iny ny sipanareo, maso mijery anie mety mitondra mody ihany indraindray e 8O
11. fijo ( 26/10/2004 21:33)
na tia jerijerena koa.
12. fijo ( 27/10/2004 20:18)
nefa raha hantsoina ve mba hanantona e.
13. nyeja ( 28/10/2004 17:21)
:* hmmm malala sarotra hadinoina
ny ahy aloha dia ilay faha telo e dia mety tiako koa ny faha 8 saingy somary saropiaro ihany aho anie e , kanefa ny maso tsy mitondra mody ka aleoko mitovy hevitra amin\'i aladin
:-* :* :D
14. fijo ( 28/10/2004 21:49)
tara ndray zandry le
15. mumu ( 29/10/2004 07:26)
ramaso anjay ty vava e!!!!
ary enao angaha mba honnette???

nena le 5, ilay 3 kou hummm!!
16. lema ( 30/10/2004 13:17)
telo sy efatra hoy raimbilanja e!
zany hoe 3,4
17. poupounesana ( 31/10/2004 08:55)
tsy mety adino ahoana moa zany eh!zany hoe efa tsy d\'actualité ntsony v?ka raha mbola mitohy ny tantara hatr@zao d tsy azo resahin\'eto zany? ny tena sarotra adinoina d le oll tia anao sady tianao nefa tsy tafaraka mihitsy noho ny antony tsy fantatra mazava!iny no tena sarotra adinoina fa raha ankoatra ireo toa mora adino daolo kah!ny zvt sy azo ihany hono no tena mi-obseder ange!
18. fijo ( 01/11/2004 22:44)
maka tahaka ahy indray i mumu an.
19. poupounesana ( 03/11/2004 16:57)
hay kay reto oll reto efa b expérience daolo han
20. mumu ( 03/11/2004 20:32)
fijo amin\'iza?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1954