malala sarotra adinoina

21. wawawa ( 03/11/2004 21:21)
Le 8
22. fijo ( 03/11/2004 22:24)
mumu>amin\'ny le 3 sy 5
23. ccool ( 04/11/2004 06:26)
Ny ahy ndray tsy misy hadinoko zany fa tsaroko ato antsaiko dol....marina.ndraindray lasa vinay eo fotsiny mahatsiaro ny andro lasa..
24. fijo ( 04/11/2004 20:59)
tandremo ary sao matory eo an
25. dezy ( 05/11/2004 12:07)
taiza no mbola nisy nanadino ny finanana loka matsiro zany klé!!! ny adiady natao aza mbola miverina ao an-tsaina njainjay kou
26. tsondjo ( 05/11/2004 12:17)
ka matetika ilay adiady no tsaroana toy izay ilay tsara kely niarahan-dalana kouu dia eo tena tonga dia we avalony any é! :-P
27. ikaretsaka ( 06/11/2004 02:13)
eny toko hoa.. fa nahoana ary??
28. fijo ( 08/11/2004 23:31)
bedy eo ialahy ry ika an.hangiana aho ka.
29. malalason ( 20/11/2004 12:23)
slt daholo nareo an ! de miomana ary ianareo izay nifidy ny N°8 fa ho be fahavalo satria be mpitsiriritra ny jôba na ny kôfa nareo , fa ny ahy le N°5 no safidiko, satria mamy kokoa ny fitia rehefa injay voarara ary tsy misy avantiora mihoatra noho izany eo @ fiainam-pitiavana ok de bye daholo
R. JO
30. fijo ( 22/11/2004 21:36)
ny 3 aza hadino koa an.
31. bobota ( 27/12/2004 09:04)
Le N°6
32. fijo ( 29/12/2004 23:07)
malala mihintsy koa no tsy mety hadino e
33. booboo ( 30/12/2004 14:45)
3 sy 8 fa lé farany io tsy matsiro ôtra tenenin\'i aladin fa mampi-te hanombo ndray ara zé \" mitaraikiraiky \" aminy eo :twisted:
34. fijo ( 30/12/2004 21:11)
ary le 3 io tena be mpitia an
35. booboo ( 30/12/2004 21:28)
dôdô miampy câlin beeeeeeee kosa ve kou !
36. ikaretsaka ( 31/12/2004 15:10)
nga calin fotsiny? :-P
37. fijo ( 05/01/2005 00:10)
clin clin mihintsy ka
38. booboo ( 05/01/2005 15:29)
crac crac boum boum koa
39. fijo ( 06/01/2005 22:25)
mifanombo izany ry booboo an. :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1553