FIRY TAONA

1. mijo ( 02/10/2004 09:26)
Firy taona ny bandy no tokony hanao firaisana voalohany ?
novalian'i booboo ny 02/07/2005 11:06
2. vegas ( 02/10/2004 12:17)
tsisy lalàna fa ze ahatongavan\'ny spz fotsiny de mety. ra manao firaisana tsy amin-tsperme aloha amiko tô tsisy dikany e. 8-)
3. mcfy ( 02/10/2004 23:43)
mijo>REHEFA TONGA FOTOANA lol :lol: :evil:
vegas> misy ihany ny dikany fa ny filinna no mety hitovy k
4. fijo ( 04/10/2004 22:43)
13 taona io dia efa ok tsara ka.
5. mcfy ( 04/10/2004 23:42)
fijo> sao d mba tara loatra zany :lol:
6. ikaretsaka ( 05/10/2004 02:03)
fa ahoana le.. nga misy alohan\'izany
7. kalt ( 05/10/2004 15:11)
Efa maha tifitra tsara ve @ izany 13 taona izany.Sady tsy mbola kely koa ve ny fikan\'ny bandy kely @ izany ?
8. yonikafopl ( 05/10/2004 21:44)
hihihihi tapaka ny tsinaiko mamaky ny resakareo :lol: :lol: :lol:
9. fijo ( 05/10/2004 22:16)
any mahajanga dia 13 ny ankamaroany no manomboka fa eo amin\'ny 18 taona no tena manomboka milay ny bandy.
10. nananie ( 08/10/2004 12:26)
Oun Fijo tao Mahajanga.... :lol:
11. naritsimba ( 08/10/2004 12:49)
Tsy voafetra aloha io ho an\'ny lehilahy fa rehefa mahatsiaro izy fa te-hanao firaisana dia efa izy izay, efa misy tsirinaina izay tsaroany fa mahafinaritra azy ny fandehanany dia ok.

Fa i nananie sy fijo izany tsy mazavazava tany Mahajanga an..! hi!hi!hi! :idea:
12. nananie ( 08/10/2004 12:56)
Tsy mbola nifanena t@ Fijo akory ary za ko :-P
13. vegas ( 08/10/2004 17:03)
Tam zay mbola kely alou de akasokasoka fotsiny defa faly ery e hihihihi :-D
Tafiditra ao anatin\'ny firaisana resahina eto ve zao zany?
14. lema ( 09/10/2004 13:27)
kasokasoka ve dé tafiditra e! : :lol:
15. jhouhlambout ( 10/10/2004 12:26)
mifampikasoka fotsiny
16. mcfy ( 10/10/2004 22:54)
mijo> fa firy taona tkoa aloha enao e? ary angah mbola tsy nahita le firaisana? :lol:
17. mijo ( 11/10/2004 15:06)
Slt mcfy.Efa nahita firaisana tokoa fa mba te hahafantatra kokoa toa lasa aloha loatra ny bandy kely @ izao fotoana izao nohon\'ny fahitany film sy ny fahitany ny zavatra ataon\'ny manodidina.
18. fijo ( 12/10/2004 21:45)
vegas.ny atao hoe firaisana dia fikasohana.ka tsy voatery hoe miditra vao firaisana.ohatra ny les dia tsy misy zavatra miditra nefa dia anisan\'ny firaisana koa izay.ny bandy mimasta dia efa izy ihany koa.
nananie>ary raha mifankahita isika?
19. mijo ( 13/10/2004 13:58)
Ahoana tsara ry Fijo ?.Ny firaisana tiako ho lazaina eto dia ny firaisana ( relation sexuelle ) eo @ vavy sy ny lahy.Mety ho izy koa angamba ny eo @ samy bandy fa raha izany mi mast izany amiko dia tsy firaisana fa tsy fantatro izay hevitrareo.
20. rambofrau ( 13/10/2004 14:01)
Hallo Mijo, elaela tsy nanoratra intsony an,hay ve enao ka mbola ao eh.
Amiko ny lehilahy tokony hanao firaisana voalohany rehefa mahatsiaro tena ho matotra sy mandray andraikitra. Ary afaka mijinja izay nafafiny. :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.627