FIRY TAONA
22. vegas
(
13/10/2004 16:48)
Hiandry matotra ve vao hanao ry rambofrau? Tena miala tsiny fa tsy vitako zany klé lol
23. fijo
(
13/10/2004 22:03)
mijo> rehefa mianatra momba ny firaisana ny olona dia tafiditra ao koa ny resaka masta.satria anisan\'ny firaisana koa io.tadidio fa na ny 69 aza dia firaisana ihany koa an.na dia mifanadio fitaovana aza no atao.
24. mijo
(
16/10/2004 10:54)
Fijo.Hay ve ka ilaina koa ny mifanadio fitaovana ankoatran\'ny fanasana azy isan\'andro e!.Madio kokoa angamba izy @ alalan\'ny 69 an !.Mahita ho lazaina mihitsy aloha raha i Fijo e !Milay e
25. pitchou
(
17/10/2004 04:09)
mba hafa koa ny an-dry fijo zany ny fomba fanadiovana fitaovana an! d ampirimina tsara rehefa madio?
27. mijo
(
18/10/2004 14:33)
Pitchou.Ampiasaina rehefa madio dia diovina eo no eo indray rehefa maloto.Mba eritrereto ange e !.
28. yonikafopl
(
18/10/2004 18:22)
fijo oujiiiiiiiiiiiiii hay ve ny virja kou mba mahay izany rehetra izany e!!!!
30. fijo
(
18/10/2004 22:28)
yonika>minoa fotsiny ihany wa.virja mahalala zavatra anie i fijo e.
chipie koa dia manamafy ery.
chipie koa dia manamafy ery.
31. zecri1
(
23/10/2004 07:48)
ny kofa indray dia tsy misy ny age pour les rapperts a 14ans ils le font pour la coc a 12an c 1 pro :evil:
35. booboo
(
19/01/2005 12:36)
aza atao taran\'ny faha 27-28 ans eo fotsiny refa hi-crac crac fa lasa tsy tadidiko aby satria tsy dé nahaliana anà lôtra lé bla bla bla henoko t@ zay :°)
40. petit
(
26/01/2005 11:30)
Ireto viavy reto raha hamakafaka! xxxxx zao no tsara hanotaniana hoviana no nahalalany izany . :lol: