tsy maintsy mifampitantana ve
1. joda
(
13/05/2004 19:11)
rehefa mpisipa ohatran'ny tsy dia azoazoko..
novalian'i dronga ny 02/07/2004 13:47
4. betty
(
14/05/2004 11:11)
nenah refa tiko de tazoniko tsy avelako mintss na eny andalana aza ah...tena tangozonako mintss :)
6. lanto
(
14/05/2004 11:53)
mifanena aty njay ny mpanjono ! hi hi hi Marina nenjy betty : tano ny azo fa sarotsa ny mila :)
7. lanto
(
14/05/2004 11:54)
mifanena aty njay ny mpanjono ! hi hi hi Marina nenjy betty : tano ny azo fa sarotsa ny mila :)
8. mumu
(
14/05/2004 12:14)
lanto hihihi tsy maintsy mitady tsonjo akia!! hihihi
nena tsy tiko laotra ilay tantanana tonga de tsemboka be ny tanako!!
nena tsy tiko laotra ilay tantanana tonga de tsemboka be ny tanako!!
9. chipie1
(
14/05/2004 13:02)
iza njay no jonoinreo ao ry lanto hihihi.
mumu mifampisakambina njay zany ny anjy??
ilay mifampitatana ane midika kou oe mpifankatia e!
mumu mifampisakambina njay zany ny anjy??
ilay mifampitatana ane midika kou oe mpifankatia e!
11. aladin
(
14/05/2004 16:29)
arakarany lou e!le mifampitantana lou tsy de koua e! fa le mifampisakambina tsy de tiako lôtra kou!sady mahafaty pasipaoro!hihihi!
12. chipie1
(
14/05/2004 17:45)
passporo inn! mbola manao ny oe ny eo antsotro tsy lany de ny ao ambilany no takarina ry aladin zany:
ramaso: vakio kely ny soratanao
mumu: ^de aona refa eny andalana? mbola mifampepofo fôna? ao atrano de d'accord za.
ramaso: vakio kely ny soratanao
mumu: ^de aona refa eny andalana? mbola mifampepofo fôna? ao atrano de d'accord za.
13. yonikafopl
(
14/05/2004 20:12)
ilay mifampitantana tiako ihany fa ny tsy tantiko dia ilay akifik'ilay bandy ny tanana rehefa mandalo sipa na olona mahamenatra azy izy na koa ilay mody manala tanana dia mody manao zavatra hafa fa tsy te ho faty pasipaoro @ antsoin'i aladin
14. fijo
(
17/05/2004 22:51)
rehefa any amin'ny mangingina dia tsara io ka,fa eny analakely kosa ve,tSSS
17. chipie1
(
19/05/2004 08:11)
fanga mahamenatra ilay mifampitantana eny am be oul kay?? tsy azoko mintsy nareo lelà reto marina!!
nefa zao refa misy kofa mijerry ilay sipa eny andalana eny , ngamba fisamborana ny tanany ilay sipa oe efa anan ty e!!sady maso tsy ay tsony.... eissyyy ee!
nefa zao refa misy kofa mijerry ilay sipa eny andalana eny , ngamba fisamborana ny tanany ilay sipa oe efa anan ty e!!sady maso tsy ay tsony.... eissyyy ee!
18. nonja
(
19/05/2004 13:19)
arakarak' ilay mpisipa ihany io fa amiko tsaratsara kokoa ny mifampitantana
19. fijo
(
19/05/2004 20:22)
mety arakkaraky ny filaharany koa.ih,ih,ih,tezitra daholo indray izao ireto sipa ireto,fa lazaiko ihany e.
raha vady be dia ok,fa raha le vady mandehandeha tsy ok.
raha vady be dia ok,fa raha le vady mandehandeha tsy ok.