tsy maintsy mifampitantana ve

21. yonikafopl ( 20/05/2004 01:16)
fijo matetika anefa ny contraire, raha ilay vady be dia tsy ok fa raha ilay vady mandehandeha dia ok
22. poupounesana ( 20/05/2004 18:08)
@ko aloha d fitsapana ny fidélitén'ny bandy io mifampitantana io. ka raha menatra izy eny @ faritra sasany na rehefa mifanena @ na sipa mba milailay! d efa misy zavatra tsy mazava ao aloha zay! faharoa, mandeha ho azy io rehefa tena mafy le fitiavana eh, tsy misy henatra na complexe zany fa voaray ho azy le tanàna. sady io koa midika hoe tena fier enao @ le oll miarak@nao eh, we zany ny anay zany fa aiza nenareo?
23. yonikafopl ( 20/05/2004 22:00)
poupounesana dia tena ho izany tokoa ve?
24. fijo ( 21/05/2004 00:15)
ka ilay mahamenatra anie ry poupou tsy ilay mufampitantana fa ilay rehefa misaraka dia hitantana hafa indray dia hiova foana ilay voatantana dia sorena ny olona ny farany hoe aiza ihany izy ity e."mitaribady tsy lasa vodynakoho"
25. yonikafopl ( 21/05/2004 16:38)
fijo hi hi hi izy ho aho dia manapaka mihintsy
26. poupounesana ( 21/05/2004 17:40)
vao may koa marina ny an'i fijo !zany we raha tena sahy mitantana zany ry zareo lelà d efa tena sura izy zany fa tena enao no hovadiny fa tsy milalao ntsony izy! porofom-pitiavana ihany koa zany io eh, sa tsy zany ry yonikafopl!
27. ikaretsaka ( 22/05/2004 03:51)
arakarak'ilay tiana io ko .. misy koa ange mitantana be nefa tsy raikitra akory e.. ny ahy aloha io fomba gasy lazain'i fijo io no ekeko hoe tsy mitarika raha tsy misy vodiakoho e
28. chipie1 ( 22/05/2004 11:10)
tsss!!! mampimé reto kôfa reto
29. yonikafopl ( 22/05/2004 14:06)
poupounesana, marina ny voalazanjy ky
ikaretsaka hi hi hi
30. xxx ( 24/05/2004 14:14)
ho anareo vevavy!aza manaiky hiarak@zareo tsony rah vao tsy tantaniny nareo fa mbola tsy matotra zany zareo! mitady ho fetsy fotsiny!hihihi
31. ikaretsaka ( 24/05/2004 22:33)
ka za malala fomba ko... sady zanakantitra...
32. chipie1 ( 25/05/2004 09:02)
ikaretsaka> ountsss
: )
33. fijo ( 26/05/2004 04:49)
marina ny an'ialahy ry karetsaka.hajao ny fomba dia tontosao ny adidy fa hilamina ny fitiavana.
34. xxx ( 26/05/2004 06:25)
raha tena hanaraka ny fomba anie d tokony harahina hatr@ voalohany daholo zany eh! aza manao sipa mihitsy fa ndana mangataka d manatitra "vodiako" d tsy manao raha tsy vita ny fanamasinana
35. fijo ( 26/05/2004 21:44)
ka ny anay io fomba vaovaon'ny taloha ka
36. xxx ( 27/05/2004 11:18)
aiza koa no misy an'zany?nareo lelà mitsy no efa maramara saina! manao ratsy ny vevavy misekoseko ery, nefa mba ataon'ny vevavy an'zany d potipotika tsisy raisina!hoy zahay vevavy hoe anareo ny aller fa anay ny retour eh!
37. fijo ( 27/05/2004 20:54)
dia lalao hifamaliana foana izany izy ity ko
38. chipie1 ( 28/05/2004 18:03)
tsy oe mifamaly fa samy miteny heviny
39. xxx ( 29/05/2004 09:35)
tsy maintsy mifampitantana ve? ie! zà aloha nahita fa tena mampme b le mahita mpisipa tsy mba mitositosy, mifampitazotazona, mifampitantana eny andalàna nefa d fantatra we mpisipa! fa d inn fotsiny zany eh? sa d le zavatra fotsiny v?
40. fijo ( 31/05/2004 22:35)
any no hatambatra izy rehetra ka.izay tsy natao teny an dalana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1212