tsy maintsy mifampitantana ve
41. xxx
(
01/06/2004 09:54)
ka inn moa no natao teny andalàna?tsisy! fa ny tena mampme d tonga d fantatry ny oll zany we le atao any @ miafina ihany no tena iarahanareo! marina eh!!koa mandeha maina b kosa v rehefa aty andalana d tsy hafahafa b v na ny mieritreritra azy aza! alaivo sary antsaina ange e!
42. fijo
(
01/06/2004 20:47)
rehefa eny amin'ny takona anie mba tsy koi e.fa eny analakely ve,tsy hoy ny olona hoe mitaribady tsy lasa vodiakoho ko iny izany.
44. poupounesana
(
02/06/2004 09:46)
raha ny fahitako azy aloha d vodiakoho mitsy no ho foin'i fijo an'le ho vadiny eh
48. ikaretsaka
(
03/06/2004 03:54)
maty mihitsy izao titombenamiby izao ka.. ny olona no mifampitantana ko ny vodimbiby no mahita faisana
51. fijo
(
03/06/2004 20:29)
marina letsy izany ko.isika olombelona no mitady zavatra ka ny vodimbiby no mahita faisana
54. angie
(
08/06/2004 07:37)
ny anay na namana aza aty mifampitantana sy mifampitositosy maika moa fa ny sipa. saingy ny mifanoroka eny an-dalàna no tsy miady amiko mihintsy.
56. fijo
(
08/06/2004 22:38)
chipie ko hita fa marina izany ko.
mahafinaritra izany ry angie,fa ahoana hoy ny saropiaro??? sipa io an.
mahafinaritra izany ry angie,fa ahoana hoy ny saropiaro??? sipa io an.
57. chipie1
(
09/06/2004 05:58)
fijo>ka refa misy presentation mou inn no blem??? sady oe mpinamana kou !!!
60. unik
(
11/06/2004 12:48)
rehefa makao am pochard lé bé oul be iny lou dé tsy maintsy fampitantana klé!!! sao dé tantan ny oul hafa eo iny vao ho very eo!!!!