tsy maintsy mifampitantana ve

61. booboo ( 12/06/2004 12:29)
hihihihi dé rehefa miampita arabe koa !
62. poupounesana ( 14/06/2004 14:00)
fijo ah, tsy masiaka zany zà kah!
angie, d ahoana fihetsemponao rah mahita ny vadinao mifampitositosy @namany? d tonga d tena hatoky azy tanteraka tokoa v na d hiteny aza izy hoe mpinama fotsiny ry zareo?
63. xxx ( 14/06/2004 14:12)
Poupounesana < Ka i angie koa anie izany mifampitositosy @ vadin'ny namany e ! Tsara kosa izany raha efa izany ny fanaony e ! Hafa indray ilay resaka fifampatokisana fa anjaran'ny couple tsirairay izany! Efa tsy mifampizara oroka izy izany !
64. jhouhlambout ( 14/06/2004 17:47)
:o)
65. fijo ( 15/06/2004 22:14)
chipie>tsy te handainga anie aho,fa mba tsy hankarary fo azy dia mba tsy maintsy manao an'io e.
angie tsara kosa le fika mifampitositosy amin'ny namana ka.
66. angie ( 16/06/2004 12:17)
ny vadiko alou dia miaraka aminay kou rehefa milomano ary dia akama daholo ny eo tsy quoi zany io. ny tena marina dia rehefa ao ilay hoe tia tsy misy wa wa na blabla dia mety. Ny namana kou en plus atokisana daholo fa raha vao mivadika dia vita.
67. angie ( 16/06/2004 12:22)
Ny tena loza ange dia lay toa voatery hiova rehefa manambady e. Ny tena marina dia tokony hijanona toa anao teo aloha ihany ianao @ fifandraisana @ oul mety hoe ny zavatra hafa no ovaina na hatsaraina fa tsy hoe rehefa manambady dia adieu les amis. za kou ny namako bandy daholo raha tsy zany ve hahita io vadiko io saingy efa hainy fa izaho dia io no toetrako.
Cool za rehefa cool ny namana rehetra. Ary dia lazaiko foana zay ao andohako rehetra.
68. fijo ( 16/06/2004 23:02)
ary raha sendra namana mivadimandry izany dia ahoana?
69. chipie1 ( 17/06/2004 13:09)
fijo inn kou ny idirany ny mivadimandry am zany?
70. mimich ( 17/06/2004 14:31)
dia mba miolampandry izany ko inona moa!
71. angie ( 17/06/2004 14:57)
marina io an'i fijo io kah tena efa nisy mihintsy sady namanay sy ny vadiko lay izy. Nony nolazaiko azy fa tiako lay bandy vadiko zay izy vao narary fo fa kay hono ity za ty efa tiany h@ zay. Nefa zahay efa mpinamana efa elabe fa tsy nisy resaka an'izany mihintsy nony efa tiako lay namany vao niboredika. Dia hoy aho hoe elah kou tiako be fa toy ny frère ka miala tsiny. dia tena lasa vita hatreo satria izy tsy nety niaraka firy taminay intsony.
72. xxx ( 17/06/2004 16:25)
marina alou ny an'i angie eh!ilaina ny namana lehilahy ho an'ny vehivavy satria ry zareo manome torohevitra tsara b, indrindra momba ny fifandraisana amin'ny lehilahy.surtt mba hampahendry ny vady koa zany eh!@zay tsapany hoe tsy izy irery no "possible" mampirafy!ny tiako tenenina d ndraindray ny lelà mieritreritra hoe hendry b ny vadiny d manampatra izao ditra rehetra izao izy! rah b namana kosa ramatoa tys hoe maditra izy fa mba sady ouverte sur son monde no mba mety hametra ny revy ataony izy eh!
73. fijo ( 17/06/2004 21:02)
chipie aza hadino fa lahy anie io na namana aza e.
tara kely kosa izy izany ry angie a.nefa naika mba ho izy ihany raha tonga aloha kely.ih,ih,h
74. poupounesana ( 22/06/2004 08:46)
zay le destin eh!
marina koa le we lahy ihany io namana io ka mety misy zvt kely mndrehitra ny etincelle foana refa tena mpinamana akaiky!mialatsiny @lelà alou fa ny fahitako azy d ny lelà no tena sensible @zay!ny vhv mahatohitra fakampanahy kokoa.
75. fijo ( 22/06/2004 22:16)
¨ilay hoe maharitra fankapanahy kokoa aloha tssss resaka ka hatao fa tsss.izany hoe ny lhl misy tanjona kely izay ihany aloha rehefa minamana e.
76. mimich ( 23/06/2004 10:21)
tsy resaka fotsiny izany io ry fijo fa tena marina a!
77. fijo ( 23/06/2004 20:57)
aoka moa ry mimich an.maro ihany izay efa hitako izay fa tsssss
78. mimich ( 24/06/2004 14:58)
any am-pita any ary zany fa tsy aty e!!! , sa ahoana ry pitchou?
79. mimich ( 24/06/2004 14:59)
maro no efa hita an!!!!!!!!!!!!!!!!!
80. nikopol ( 24/06/2004 15:03)
Ny ahy ry reto amin'ireo namako vehivavy dia madio tsara ny saiko. Samy misasa tsara fotsiny dia izay.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6304