mahagaga....

1. joda ( 27/03/2004 20:54)
mahagaga fa ny vehivavy vazaha aty france dia rare no miaraka @ gasy fa aleony afrikana na ny tavaratra(arabo)..manetsika ny ambopo gasy aho...
2. kally ( 27/03/2004 09:01)
Dry!inona no mahaanonanona an'i Joda amin'izany e?Ataovy ny kajy tsotsotra Joda a! firy moa ny isan'ny gasy mihoatra @ isan'ny lehilahy tavaratra na afrikanina?
Fa dia tena te-hiaraka @ vazaha mafy angaha hono izato izy?
3. nananie ( 27/03/2004 10:35)
F'angaha moa tsy efa manabady e?
Sady ireny kou anie mahavita azy hono e! Efa enonareo le blague hoe 2 africains sur un pont font pipi?!


4. donemaskit ( 27/03/2004 10:54)
za alou tsy dia miraiky @ vazaha ka zay ataonareo e !

normaly be zany araka io tenin'i Kally io, izy aza amina miliao aty koa.

Nananie ve aona e ? ny Gasy nga tsy mahavita azy lé ?!
5. kally ( 27/03/2004 11:37)
Elaela indray Maskita vao hita an!

Ka izay ùantsy ho'a ry Maksita a!ny lehilahy vazaha aza efa mikolay tsy tia vehivavy vazaha fa inona angaha no mahazo an'i Joda?
6. xxx ( 27/03/2004 11:50)
Tsy hidoka tena.
7. joda ( 27/03/2004 12:08)
izaho aloha raha mahazo iray eo dia miongotra mbamin'ny andilany ho aho fa ho folapolahiko...ie efa manambady aho fa izaho hiraharaha...
8. jhouhlambout ( 27/03/2004 17:32)
zay zany ko
9. ikaretsaka ( 27/03/2004 18:54)
zany hono!
10. nananie ( 29/03/2004 18:35)
Done/ Ny gasy mahavita azy! Fa hafa ihany ny maizina e!
11. donemaskit ( 29/03/2004 09:34)
ha!ha! Nananie ty koa toa lalina !!
12. kally ( 29/03/2004 12:22)
Hi hi,henjana koa ity Done ity raha hitsapa ny halalin'olona!!
13. nananie ( 29/03/2004 12:26)
O ra Done a! Lalina ara-tsaina fa tsy bornée ôtran'ny sasany e! hehehehehe!
14. ikaretsaka ( 29/03/2004 17:06)
raikitra ny ankitsapa ato le.. tandremo sao difitra
15. fijo ( 30/03/2004 09:34)
joda tsy misy mora kotia hoatra an'ireo vazaha ireo.marina e.
16. ikaretsaka ( 30/03/2004 09:36)
marina dia marina tokoa izany.. fa aleo ihany gasy hatrany @ tanana
17. pitchou ( 30/03/2004 15:02)
henoy ny tenin'ny manana traikefa matanjaka e!
18. nananie ( 30/03/2004 19:40)
Pitchou ve zany? hihihi!
19. pitchou ( 30/03/2004 12:33)
aiza ry nananie no ahaizako izay vazaha mora kôtina any! ry fijo sy karetsaka no tena be traikefa @zany ko!
20. fijo ( 30/03/2004 22:35)
mba manoro hevitra ny akama dia avy indray ianareo.tsss
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3747