mahagaga....

41. pitchou ( 09/04/2004 14:11)
fa rehefa avy eo fotsiny samy milaza hoe hafa ihany ny nahandro gasy!
42. fijo ( 13/04/2004 23:10)
ih,ih,ih,rehefa leo mac do ve tsy hitady ravitoto ihany e.
43. fijo ( 14/04/2004 21:12)
mahazotoa mac do aloha e
44. vahona ( 14/04/2004 22:16)
fa ity fijo ity ange zany mpanandrakandrana sakafo izay misy eo alohany e! hi!hi!hi!
45. vahona ( 14/04/2004 22:23)
fa ity fijo ity ange zany mpanandrakandrana sakafo izay misy eo alohany e! hi!hi!hi!
46. vahona ( 14/04/2004 22:33)
fa ity fijo ity ange zany mpanandrakandrana sakafo izay misy eo alohany e! hi!hi!hi!
47. ikaretsaka ( 15/04/2004 00:20)
za misy eo hoanina.. aza mifidifidy hanina izany
48. fijo ( 15/04/2004 21:48)
izay ihany ny fahendrena ko,izay eo aloha hajaina
49. ikaretsaka ( 16/04/2004 00:07)
ka hitady kisoa any @ tany silamo ve ohatra?
50. pitchou ( 16/04/2004 10:23)
o! @zay tsy misy concurrent ry karetsaka a! anao irery!
51. fijo ( 16/04/2004 23:02)
tia tena an
52. pitchou ( 17/04/2004 14:20)
inona no maha tia tena azy @zany kosa ry fijo? ny silamo any tsinona na te-hanandrana aza tsy mahazo ko! tsy azy irery izany?
53. ikaretsaka ( 18/04/2004 00:15)
fa ny fitadiavana azy fa rehefa azo dia anoa irery ko
54. fijo ( 19/04/2004 21:57)
raha mahita koa aloha e
55. pitchou ( 20/04/2004 18:25)
dia izay hoe anao irery izay banjinina e! izay mitady d hahita!
56. fijo ( 20/04/2004 22:39)
ahita kisoa any arabia?tsy aleo mitady fanjaitra ao anaty ranomasina
57. pitchou ( 21/04/2004 02:16)
hihihihihihi
58. nananie ( 21/04/2004 10:27)
Mifindra toerana dia miova sakafo ny fanafodiny e!
59. jhouhlambout ( 21/04/2004 20:24)
mahagaga...
60. fijo ( 21/04/2004 23:01)
ka ny Mc do misy foana naizanaiza ko
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4611