momba an'i unik

1. fitsipika ( 27/03/2004 19:49)
fa maninona ry zalahy no tsy malaza intsony no sady tsy be mpakafia
ry zalahy ireo anefa mba manana ny maha izy azy ihany
novalian'i fijo ny 15/06/2004 22:57
2. donemaskit ( 27/03/2004 10:41)
satria tsy nahay loatra ni-gérer ny celebrité-any izy.
Nisy androny tena tsy nisy hafa-tsy ry leirony ny teo @ sehatra, avy eo izy tsy namoaka hira intsony raha tsy efa taoriana bé, nefa teo anelanelan'zay tsy nihafahafa ny groupes hafa.
3. donemaskit ( 27/03/2004 11:22)
raha fintinina dia : tsy mahavoa ny manager
4. jhouhlambout ( 27/03/2004 17:57)
Aleo ialahy izany manao manager n-dry zareo !
5. ikaretsaka ( 27/03/2004 18:11)
mahagaga tokoa ny hafetsen'ny manager any dago an
6. donemaskit ( 28/03/2004 20:18)
misy tsy mahalala na in na in @ showbiz akory, fa mi-arnaque fotsiny
7. mazely ( 29/03/2004 18:38)
tsy hoe tsy malaza intsony fa mbola mianatra sy mively mangina ka ho gaga ianareo raha maneno eo ry zareo indray andro any .rehefa fialan-tsasatra.
8. nananie ( 29/03/2004 18:58)
Ary zay aty zany tena tara be mintsy kou. Za vao t@ été teo no nahalala an-dry zareo!

Io resaka manager mi-arnaquer io tsy any Dago fotsiny, fa ita eny @ rehetra io.Ary na tsy manager aza enao mahita arnaque atao fôna!
9. donemaskit ( 29/03/2004 09:32)
fa hamoaka album zany ry leirony @ grandes vacances ?
raha bien médiatisé dia relancés ry leirony, ny concurrences mantsy betsaka ihany.
10. nananie ( 30/03/2004 20:11)
Fa aleoko kosa alou unik toa izay tempo gaigy e!
11. donemaskit ( 30/03/2004 10:21)
lay faha2 tena gaigy bé!!!!!!!!
za kou tsy tia !
12. ikaretsaka ( 30/03/2004 13:32)
tsss. atao inona koa gaigy?
13. hery ( 30/03/2004 23:21)
Azo jerena ao @ tononkira ny mombamomba an'i UNIK
14. xxx ( 31/03/2004 13:53)
za koa mahita fa unik no tsara noho tempo t@ clip no nahitako azy sady unik kosa misy bôgany noho i tempo e! misy bandy iray izay tena mahafinaritra ana amin'ireny ilay masika fijery iny iza no anarany manao endrika arabo izy
15. xxx ( 31/03/2004 15:05)
xxx> "Mafonja"
http://www.madanight.com/viewarticle_102.htm
16. kitjo ( 01/04/2004 14:02)
niara nianatra ray dabilio tamiko aby reny,fa ny nahavoa azy tsa nisy nandalina fa nihirahira oh zao fts d nalaza tampoka d rfveo tsy d nanitatra d taraiky teo

Niainga t@ podium tao @ St jo refa fety klou nandihy zareo d rfveo namorona groupe oe NYNUK, niaraka aby, d nitokana Tempo gaigy aveo, d nisy disa2 d nisaraka samy naka ho azy

ny manager UNIK olona deba be tao dago tao fantatr olona d.... d nangingina koa fa reraka ngamba le spons,

D zao moa znay d mihodina eraky ny tanana sisa zany nolazainy t@ hitako tany Dago farany t@ noely teo fa manao hira iany fa mbola tsy mety masaka fa zao no tsa haiko oe nanakory.

Ny maahvoa azy aloha d hiran-jazakely aby na tempo gaigy na unik , manao ze ananana hira betsaka fts fa tsy d hita loatra le kanto,

I Popoly @ Tempo gaigy zanak i bekoto Mahaleo fa niova rythme,
Ny zanak i Dadah koa i Agy Andrianabela manao rap any France any

17. donemaskit ( 01/04/2004 19:20)
tsy mba menatra an'i Dadany
18. ikaretsaka ( 02/04/2004 01:02)
dia sanatria ve misy ambadika polit5ika ohatran'ny an-dry rossy?
19. nananie ( 02/04/2004 15:23)
Ary iza ru XXX ny anaran'le manao akanjo maron maron ao @ le sary? La miloko ny volony?
20. kitjo ( 03/04/2004 10:15)
izy mitsy no niova feeling @gadonkira fa ny feeling hafa (???) toa mitovy iany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2466