momba an'i unik
22. delvechio
(
13/04/2004 02:49)
Unik. hahah! malaza ry zalah fa tena tsy hitako mintsy hoe raisina avy aiza ny hiran ry lerony le, tena mba koze. na za aza mety mavita hira milay noho ireny, le paroles moa zany : "minable" aleo tsy lazaina. feo : "zero". tsy hitako..... fa zany we ra ohatra zany misy tia d tsy koi aleo izy ho tia, tsy manome tsiny anaz ah.
27. miranto
(
20/04/2004 13:10)
ka tsy maintsy manao an'izay izy fa hoe avy aty andafy de wain any @ tanana eo koa toa hoe nitsoahan'ny manager hono izy taty hono aloha fa tsy fantatro an
28. vahona
(
21/04/2004 00:47)
za aloa tsy tia unik ary tsy tia boysband en general fa tsy koa izay tia ka,samy manan ny tiany daholo ny rehetra fa samy miteny ny heviny!
29. vahona
(
21/04/2004 00:51)
za aloa tsy tia unik ary tsy tia boysband en general fa tsy koa izay tia ka,samy manan ny tiany daholo ny rehetra fa samy miteny ny heviny!
30. vahona
(
21/04/2004 00:53)
za aloa tsy tia unik ary tsy tia boysband en general fa tsy koa izay tia ka,samy manan ny tiany daholo ny rehetra fa samy miteny ny heviny!
31. delvechio
(
21/04/2004 02:21)
aleoko ry zareo tonga dia tsy mihira toy izay hihira otranireny ah
32. fijo
(
21/04/2004 23:13)
marina fa nialan'ny mpikarakara pa ry zareo taty ary olona no nampiantrano azy.fa ilay resaka hirany no tsy harako
34. lalapiso
(
22/04/2004 11:15)
Nareo ve tsy mahita hoe efa tarazo hatr@zay ilay hoe malaza be de avy eo mangina tsy hita maty tsy hita velona fa mitsipozipozy de avy eo mizarazara dia malaza indray ny sasany dia maty ilay niandohana.
Nyfahitako azy dia tsy mbola hain'ny gasy mihitsy izany hoe plan marketing à long terme na artiste izany fa toa samy manao manager izay mbo misimisy sôsy kely dia avy eo atao fitadiavambola ny bandy kely na sipakely manantalenta de avy eo ialana raha vao mitaky izay mba droit kely na milaza ny tsy mety au grand public.
Sady ny tononkira @zaofotoana izao koa tsisy raisina fa toa miteniteny foana sy miteny ratsy aza indraindray , ny feonkira indray zara faazo henoina e! ny tonony malahelo nefa ny feony mihetsiketsika be !!!! Tsy mahagaga raha betsaka ny tia ny generation 60 70 ireny mantsy tsy lany manja par% unik e tempo e!
Unik izany malaza 1mois dia gina eternel e! même pour les autres artistes d'aujourd'hui.

35. fijo
(
22/04/2004 22:01)
toa manaraka ny aty koa izany ko.natao halaza iray taona raha be dia vita
37. mimii
(
14/06/2004 10:10)
tsy hitako aloha ry 'reto izay tena nilana an'ireny tarika ireny an!
bla bla fotsiny no betsaka fa ny
tononkira "zéro"
tsy aleoko indray mihaino Hira gasy
sa haoana hoy 'nareo???
bla bla fotsiny no betsaka fa ny
tononkira "zéro"
tsy aleoko indray mihaino Hira gasy
sa haoana hoy 'nareo???
38. kitjo
(
14/06/2004 10:22)
k reny le natao hanalana andro fts fa tsy azo antsoina oe mpanakanto.....
Misy hiragasy milay kooo, in moa le oe kafe sa kopy ry?ihihhi Ramilison besigara moa sa iza iny?hahah
le misy oe mpivarodamba sa mpivarokena....
Misy hiragasy milay kooo, in moa le oe kafe sa kopy ry?ihihhi Ramilison besigara moa sa iza iny?hahah
le misy oe mpivarodamba sa mpivarokena....
39. fijo
(
14/06/2004 22:39)
hay ndry tia an'ireny koa.za dia manana video an'ireny dia mba miala voly eo fa sady mampiomehy ilay isy no mampisaina koa
40. kitjo
(
15/06/2004 17:56)
ko tena marina ange le laziany kosa e
sady teny gasy mazava azon rehetra henoina.
za aloha tia e, tsisy oe fahitalavitra vazogasy ko ato koooo,
izy le mampiomehy mitsy mahatsara azy fa to d tafita ny hafatra
sady teny gasy mazava azon rehetra henoina.
za aloha tia e, tsisy oe fahitalavitra vazogasy ko ato koooo,
izy le mampiomehy mitsy mahatsara azy fa to d tafita ny hafatra