vehivavy mikasitanana ny sipany na vadiny

1. joda ( 25/03/2004 13:28)
ahoana no hevitrareo fa misy vehivavy mahasaky mamono sy mikasitanana..ny sipany na ny vadiny
novalian'i fijo ny 06/04/2004 21:20
2. nananie ( 25/03/2004 13:30)
Dein! Sipa tsy misy hajany zany!
3. herrykelly ( 25/03/2004 16:23)
Sarotra ny mitady lehilahy ho vady ary tena hamelona anareo vehivavy fa aza mba mikasitanana e ! Sao hanenenana.
Ny lehilahy no lohany donc izy no mibaiko ny rehetra fa tsy ianao vehivavy, dikany mahazo mikasitanana ny lehilahy mba tsy hananan-dratsy eo amin'ny tokantrano ok !
4. ralipo ( 25/03/2004 17:54)
Ny hery tsy mahaleo ny fanahy tandremo sao migadragadra foana raha mitory ilay voa ka mitondra "certificat médical".
Na vavy na lahy mikasi-tanana de tsy tsara daholo aleo indray ary mamaky entana sa ahoana ra joda?
5. fijo ( 26/03/2004 09:49)
ampiasao ny saina dia aza mikasitanana sy mamaky entana e.
6. ravatorano ( 26/03/2004 20:00)
marina avokoa ny voalazanareo zalah ah
tsy misy ampiana intsony fa nisy akama izay tena gravy be ny rafotsin ilery milako tampoka zany ary tena mandratra mihitsiny raha mbola tafaraka tamin izay lery dia maty de le joba nigadra fa soa ihany fa nisaraka taty aoriana ary dia ny zaza roa nentin ilery any anaminy>Izany le we nisaraka nisy naratra.
7. kitjo ( 26/03/2004 20:35)
za mikasitanana fa safosafo na manongo
8. nananie ( 26/03/2004 10:50)
Tsy mandrangotra a?!
9. nananie ( 26/03/2004 10:51)
Sady manenoneno ôtran'ny saka! hihihi!
10. donemaskit ( 26/03/2004 18:28)
fa nga moa lay izy tonga dia hoe ho vonoina ho faty e ? felaka kely rehefa tezitra sns, normal zany !
11. kitjo ( 27/03/2004 15:01)
nnttsss, felaka safosafo no atefa mikasitanana e
mety mandrangotra iany tsy hay tsn,ihihihih,tsy atao marary fts

refa misakafo vao manao miaouuu k,miandry fahanana fa tsy mandray sotro
12. xxx ( 27/03/2004 16:28)
tsy de koa raha sipa no milako kof mbola voalefitro ihany ny mieritreritra azy ,fa ny contraire no tsy zakako .satria na bandy tia vady be mihitsy de mandefitra ,zay tsy de ratsy ,na bandy vendram....de aleo hihinana ny anganony eo
13. jhouhlambout ( 27/03/2004 18:30)
Tadidio fa ny herisetra no fitaovan'ny malemy saina!!!!
14. nananie ( 27/03/2004 19:55)
Marina io ra jhoul a!

Kitjo, ary matetika fanana an! hitako manao we miaou miaou! hihihi!
15. ikaretsaka ( 27/03/2004 18:46)
misy code indray aho
16. nananie ( 29/03/2004 17:56)
Ianaro ny code raha tsy mahay!
17. fijo ( 29/03/2004 19:41)
ka le code mihidy karetsaka
18. nananie ( 30/03/2004 19:27)
hahaha! voay ny varavarana Karetsaka a!
19. fijo ( 30/03/2004 22:19)
izay
20. kitjo ( 31/03/2004 13:13)
aty amiko le hidiny fijo fa za tsy hanome an
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1948