vehivavy mikasitanana ny sipany na vadiny

21. ikaretsaka ( 31/03/2004 19:53)
zany hono
22. fijo ( 31/03/2004 20:43)
dia raikitra ato izahay izany ko
23. kitjo ( 01/04/2004 15:58)
any ivelany nareo miandry ko,aza mijabajabaka,hihihi
24. bodallie ( 01/04/2004 21:04)
samy ratsy na ny vavy na ny lahy mikasitanana fa ny hany lazaiko dia mifandefera e! mazotoa mifandray tanana sy tendro fa tsy mifampikasi-tanana. misy ny sipa maharesy bandy fa aoka isika hitandrina a! ary matetika ny sipa aza no tena mahavanon-doza
25. angie ( 02/04/2004 11:04)
Fa mbola misy teny mankarary mafy noho ny totohondry
26. kitjo ( 03/04/2004 09:36)
aleo ary zay kosa ko, tsy mihaja ange zany mikasitanana znay e
27. ikaretsaka ( 03/04/2004 16:38)
fa tena le opa maharary koa aloha mandratra e
28. fijo ( 05/04/2004 22:22)
na ompa na kasitanana sy tongotra dia samy ratsy e.rehefa sosotra dia mihaina mafy be dia mialaha eo.
29. ikaretsaka ( 06/04/2004 03:01)
zay znay
30. angie ( 06/04/2004 17:36)
ny ahy aloha dia ny ranomaso no lasa aloha e, vao miakatra fotsiny ny feo dia efa tsy zakako maika moa fa hoe ompa zany. Tsy dia zatra an'izany loatra zahay.
31. ikaretsaka ( 06/04/2004 17:38)
ilay miaina mafy be de miala io no tena milay aloha e.. sady mampitony saina no maala gidragidra
32. fijo ( 06/04/2004 21:20)
izay raha eo tsinona ny tena tsy hatanty fa te hamaly foana dia aleo mila manimpy kanety be aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.6204