ireny cola ireny ve..
1. joda
(
20/03/2004 11:21)
marina ve fa ireny cola ireny tena mampiridiridy tokoa e..
novalian'i fijo ny 19/04/2004 21:43
6. ikaretsaka
(
22/03/2004 10:22)
ny haiko aloha dia hoa tsy mahafaty ireny matoa tsy maty izay misotro coca rehetra e
10. rinakely1
(
22/03/2004 13:44)
mba orera fotsiny aza koa! fa rag tsy hita eo le zavatra iny d zay no raisiny e!!!
11. angie
(
22/03/2004 14:07)
tsy hita ahoana kay misy manala koa anga ireny zavatra ireny??? Tandremo ihany ry zalahy a...
12. ikaretsaka
(
22/03/2004 16:30)
tsy mbola nisy olona nivadika horera kos araha nihinana an'ireny fa aza mampitahotra olona eo e
14. angie
(
23/03/2004 19:14)
Joda> miverena indray andy Dago misotro ranona coco izany dia avy eo ise miverina any @ reny malala mampiseho ny vokany. Raha tsy voatana any raha misy mahita.hahhahaahhahhhaaaaaa
15. ralipo
(
23/03/2004 18:44)
Tena tsy nampoiziko kopy an'ilay "effet secondaire"n'coco enao.
Zay ry zalahy COCO-COLA no malaza. Tandremo fotsiny mamboly coco any an!
Zay ry zalahy COCO-COLA no malaza. Tandremo fotsiny mamboly coco any an!
19. ralipo
(
25/03/2004 19:27)
Le mahita be tsy quoi fa ilaina foana io @ maso mijery "ecran' lava fa le bitro no gravy zany hoe lava-nify izany?
Sady excitant io ry joda no aphrodisiaque ah! Fa ny Coco indray mahasolo "serum".
Ary ny clavier-ny nananie io ve mi bloque eo @ hihihi foana e! sa hoe "taolana ny nify ary plastika ny clavier"
Sady excitant io ry joda no aphrodisiaque ah! Fa ny Coco indray mahasolo "serum".
Ary ny clavier-ny nananie io ve mi bloque eo @ hihihi foana e! sa hoe "taolana ny nify ary plastika ny clavier"
20. fijo
(
26/03/2004 20:33)
tsiky kosa dia ampy ralipo an.
aleo ary asiako zezika ny karotiko e.efa fanaonay tany mahajanga io coco sy cola io.dia maka huitre ny maraina.
aleo ary asiako zezika ny karotiko e.efa fanaonay tany mahajanga io coco sy cola io.dia maka huitre ny maraina.
