ireny cola ireny ve..
21. nananie
(
26/03/2004 11:10)
ie tsiky dia ampy e! Vao tsiky fotsiny koa ary ny hitanao ry Ralipo!
27. niainjanahary
(
18/04/2004 13:06)
katrafay ry zalahy no milay a. aphrodisiaque ho an'ny lahy sy vavy. ary raha hisasan'ny vavy dia maneritery ny efa misokatra.
28. sejianis
(
18/04/2004 14:59)
fa hoenjanina ho atao inona, ngah tsy mahatosika irery intsony,
(tena sérieux ity fanontaniana ity an!)
(tena sérieux ity fanontaniana ity an!)
