Samy tia

1. xxx ( 04/03/2004 12:31)
Samy efa manambady izahay kanefa samy raiki-pitia ihany koa. Te hiala kanefa efa tafiditra lalina. Tsy hita izay atao, lasa fijaliana indray ilay fitiavana satria te hifankahita foana kanefa tsy afa-manoatra. Inona no atao?
novalian'i fijo ny 22/04/2004 20:38
2. malalatiana ( 04/03/2004 13:19)
aie! aie!aie!!!mila mikipy ray minitra ny maso de de misaina @ loha !!!!! fa sarotra kely aloha io e !!!!fa zao te hivoaka moa ndry io izany sa te hiditra!!!!!!!!!
3. kitjo ( 04/03/2004 16:34)
tttsssss, inona ary no nanambadiana?
4. fijo ( 05/03/2004 11:42)
izay ilay hoe ny vadiko vadiko ihany fany sipako vadiko koa.sns,reveo double ao e,fa aza maka fanintelony intsony sao lasa kankana eo.
5. rfanjav ( 05/03/2004 18:11)
sao d ho votso-droa eo e!

6. peluche ( 05/03/2004 10:06)
firy andro,volana,taona no hovoafinao io?zany ve tsy secret mampahy sady enao ohatrany mbola manana conscience ihany hoe ahona ary zany nataoko zany,olona telo zao no hampijalinao @ ny hataonao,nareo roa miafina dia ilay vadinao
7. ngama ( 05/03/2004 13:33)
Tsara ny roa noho ny ray fa raha lavo misy mpanarina fa mbola tsara kokoa ny telo satria raha miady misy mpanasaraka. vao roa ve d'efa milavo lefona sahady. Ampio fanintelony e!
8. malalatiana ( 05/03/2004 14:23)
ka tsy zakany ange ry ngama ny roa de hampindry fanitelony ndray tsy potsitra !!!
9. nananie ( 05/03/2004 14:56)
Mino va enao (xxxx) fa tena fitiavana ny anareo.Matetika mantsy toa resaka "attirance physique" fotsiny ny mahatonga an'io.Tsarovy anefa, fa raha nanambady ianao, dia tena tia an'ilay vadinao ianao.Ary mino aho fa mbola ao io fitiavanareo io.Raha ny hevitro aloha dia aleo hezahana adinoina ilay faha 2 na dia sarotra aza izany.Raha tena tsy avotra, dia aleo mi-divorce fa tsy tsara zany mitia olona roa zany.Sady mampijaly tena no mampijaly ny sasany fotsiny.
10. ikaretsaka ( 05/03/2004 17:14)
zany ve?
11. six ( 06/03/2004 19:39)
ie marina zany ka!
12. kitjo ( 06/03/2004 09:29)
marina kosa zany e, sa...?
tairo ndray ary mba ataovy oe "tena tia olona iray ny vadiko any ,mifankatia be zareo nefa zay efa mivady, inona ny hevitrareo aminy?"
13. six ( 06/03/2004 10:00)
taloha ve sa taorian'ny fanambadiana?
14. nananie ( 06/03/2004 10:32)
Mazava ho azy fa tarian'ny fanambadiana!
Anjaranao no manontany tena hoe mbola tinao koa ve izy.
Rehafa tsisy tsony dia hialao!
15. hery ( 08/03/2004 15:39)
Matetika dia eo amin'ny sipa no misy fitiavana fa rehefa vady dia fiaraha-monina sisa (na tsy sisa aza).
Misy manambady bandy na sipa iray satria ao no ahitany stabilité, izany hoe ao no afaka mitombona ny fiainany... dia forcer-na fotsiny aimn'izay ny fo. Ny tena fitiavana anefa mbola tsy tena voafatotra...
16. fijo ( 10/03/2004 11:38)
marina io voalazan'i hery io.ny vady tsy voatery ho tiana.
17. ngama ( 10/03/2004 17:59)
Izay nakambana'Andriamanitra hono tsy tokony ho sarahan'olombelona donc tsy solution le misaraka @ vady. maharary koa anefa ny hisaraka @ olona tiana izany ka tsy aleo revena milay any fotsiny de tsy asiana resa-be. Aza atao tratran'ny olona fotsiny e!
18. mity ( 10/03/2004 09:00)
Kou na ny mpamosavy mande alina za misy mahita kou maika ve fa olombelona??!! tsy maintsy ho tratra foana io ary eo @ fiainana anie tsy maintsy manao choix e! na vady na sipa de zay fotsiny ihany, ze tiana na ny voalohany na ny faharoa. Inona kou mou no tokony hijanonana @ vady raha toa ka hitanao fa tena misy zavatra tsy milamina ary tsy hety mihintsy eo aminareo n'inon'inona hataonareo??
19. kitjo ( 10/03/2004 11:48)
hein! grave njay zany
20. nananie ( 10/03/2004 12:23)
Raha ny lazain'i Ngama no atao, dia tokony ahay ilanja ny vokany avy eo.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1085