Samy tia
21. kally
(
10/03/2004 14:04)
Mampalahelo izany ny vadin'i Fijo sy Hery raha izany! soa ihany fa mbola misy ny lehilahy tia ny vadiny.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/kally ny 11/03/2004 02:04
22. fijo
(
11/03/2004 10:34)
mety tsy tia koa anie fa manaja e.na koa tia fa mba mitsaigoka kely atsy sy ero e
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 11/03/2004 10:34
23. ikaretsaka
(
11/03/2004 11:08)
rehefa tsy tianareo mitsaingo etsy sy eroa .. dia ataovy salanitra tsar aao amin'ilay plave iarahany aminareo ny vadinareo.. rehefa azony ao izay tadiaviny dia tsy hitady any an-kafa izany mihitysy izy.. fa matoa izy mitady izay dia misy tsy ampy ao
24. nananie
(
11/03/2004 18:29)
Ary angaha io zavatra tsy ampy io tsy azo tadiavina miharaka ao @ le fiainan'ilay mpivady?
25. peluche
(
11/03/2004 10:45)
misy tsy ampy ao @nao sy lay vadinao,de zay tsy ampy zay angamba no tadiavinao @ ilay sipanao.maninona raha resahanao @ ilay vadinao le tsy ampy,toy izay mitady vahaolana hafa,zay vao maika hampisy olana.
26. nananie
(
11/03/2004 12:09)
Zany ange woa e!Raha misy tsy ampy ao maninona raha miharaka mitady mameno an'ilay tsy ampy?
27. fijo
(
12/03/2004 10:18)
ohatra ary ilay bandy mba te hatao"blow job"ilay sipa anefa mbola amin'ny ilay toetsaina gasy tsy mety manao ilay izy.dia ahoana.isaky ny hitady izany i lery dia hiady kely ao foana aloha,fa tsy aleo mitady izay vonona hanao izay any ivelany.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 12/03/2004 10:18
29. xxx
(
12/03/2004 10:52)
o ry fijo a,de isakiny misy tsy tiana zany de hiala!fa raha zany moa no hatao hoe fanambadina aminao
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/xxx ny 12/03/2004 22:52
30. nananie
(
12/03/2004 14:38)
An an an, raha ohatra anie ry Fijo ka efa nifanazava mialoha izy mitsam dia tokony hahatsiaro koa lay sipa hoe tokony mba manao ezaka kely izy e.Satria zay no mba tian'ny vadiny.Sa...?
31. kitjo
(
13/03/2004 10:28)
sssss,ny an fijo koa tsy rariny e,hotely nge sisa znayny ao antrano fa sady tsy ifampiresaka no tsisy in in mitsy e
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/kitjo ny 13/03/2004 10:28
32. kitjo
(
13/03/2004 10:54)
tanjemo ze mitady hiditra vadin fijo amzany an,lolll
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/kitjo ny 13/03/2004 22:54
33. kitjo
(
14/03/2004 16:53)
sssss, bdb ange no ataon olona, ary mety misy zavabaovao fona fa voatery andramana fona ko v znay e
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/kitjo ny 15/03/2004 04:53
34. fijo
(
17/03/2004 11:32)
kitjo>aza sakanana ny sipa hankaty e.
ka ny hanandramana anie dia tsy te hofaty vendrane.
ka ny hanandramana anie dia tsy te hofaty vendrane.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 17/03/2004 11:32
36. kitjo
(
17/03/2004 11:16)
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/kitjo ny 17/03/2004 23:16
37. ikaretsaka
(
17/03/2004 18:44)
za aloha tsy hitady any an-kafa raha mahazo e. ary mahatoky aho fa hahazo izay ilaiko
38. fijo
(
18/03/2004 10:24)
hm
kitjo>tsy tezitra aho ka.fa mba dokambarotra ny ahy iny e.
ny aty komakomany sady milay,misy sira ary ampy sakay.
rehefa tratrako mavaivay.
kitjo>tsy tezitra aho ka.fa mba dokambarotra ny ahy iny e.
ny aty komakomany sady milay,misy sira ary ampy sakay.
rehefa tratrako mavaivay.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 18/03/2004 10:24
39. kitjo
(
18/03/2004 13:44)
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/kitjo ny 18/03/2004 13:44
40. fijo
(
19/03/2004 09:28)
efa mahatoky hono ko.shuuuut
madilo anie no tian'ny vehivavy e.
madilo anie no tian'ny vehivavy e.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 19/03/2004 09:28