toe-tsaina!

1. xxx ( 27/02/2004 10:46)
maninn kay ny olona na bola tsy miaraka aza na nisy fotoana niarahana d aveo nisaraka! d ilay ray no mitantara zany hoe manimba passeport ny ray en klk sorte!! na tsy nisy aza ny tantarainy!
d inn tokony atao refa misy ol manimba passeport??
novalian'i kitjo ny 26/03/2004 20:23
2. jhouhlambout ( 27/02/2004 16:17)
Manolo passeport vaovao. Na maka Visa
3. ikaretsaka ( 27/02/2004 17:53)
ary rahailay tany nanda ny visa anao no mba tianao hidirana?
4. nathalie ( 27/02/2004 19:32)
Hihi !! lasa resaka paps ve rangah lé izy !!! lé ray manimba passeport mantsy @ zany ratsy na tsy alehany par rapport an'lé ray !!! c ça? laisse parler les gens d'acc ? tu t'en fous koi !!
5. kitjo ( 28/02/2004 13:40)
Fatany fa ratsy koa niarahany? Vao mainka ampahafantariny ny olona koa ve ny haratsian'ilay ray? tsy izy ary v no wen amzany.
Iarahamahita eo ny atao fa na simbainy aza d porofoy @ atao fa renouvele ny passport-nao raha tena expire marina,sinon tsy mahazo visa tsn kosa aloha e
6. ccool ( 28/02/2004 17:59)
aleo ho any zay any,fa oul ratsy lou izy zany matoha manimba passeport zany fotsiny no ataony ,ny iainana no tohizo fa aza mivakilou @ zany fa avelao izy hanao ny ataony any fa reraka eny ihany nge ny alika rehefa avela mivovoha eo fona e hoy ny fitenenana e
7. ccool ( 28/02/2004 18:10)
aleo ho any zay any,fa oul ratsy lou izy zany matoha manimba passeport zany fotsiny no ataony ,ny iainana no tohizo fa aza mivakilou @ zany fa avelao izy hanao ny ataony any fa reraka eny ihany nge ny alika rehefa avela mivovoha eo fona e hoy ny fitenenana e
8. pitchou ( 28/02/2004 18:26)
merci ccool! sady matoa izy manao an'izany d satria mahatsiaro tena ho tena voa mafy! tsy misy olona manenjika ny any afarany fa ny lasa aloha ihany no enjehina!
9. jhouhlambout ( 28/02/2004 11:52)
dé mifanenjika
10. vindy ( 01/03/2004 16:26)
manao declaration de perte de mody lazaina we very de aveo mahazo vaovao.
refa madio ny saina tsy misy passeport simba zany, fa de we vavany tsy nahazo fotsiny zany we, de teneno we passeport mbola jijil be ny aty mbola ho ela vô lany ny validité, mbola tsy nandehanana we
11. fijo ( 02/03/2004 11:56)
ilay manimba paspaoro koa anie ka ilay mbola tia e.atao izay hanaratsiana azy tsy ahitany hafa.satria mbola te hiverina.fa ianareo sipa kosa aloha mafy amin'io e.iny bandy iny zavatra.....
iny babdy iny tsy mahavo,iny bandy iny nanana;iny bandy iny zao fotsiny dia lasa iny bandy iny sns.
12. xxx ( 02/03/2004 12:20)
nareo kofa mitsy ny tena manimba pasy na sipa fa tsy hoe inn akory e! fa maninn kay manana toe-tsaina oh zany marina?
13. voahary ( 02/03/2004 13:59)
xxx sy fijo â!
samy manao an'io toetra daholo na sipa na bandy rehefa voa @ izay nahazo azy any, fa io aloha toe-tsaina tsy dia mamely e, ianao ihany no iharan'ny areti-po... ny tsara zao rehefa misaraka de mi-garder an'ilay bon souvenir... sa ???
14. pitchou ( 02/03/2004 16:30)
eny hoa ry voahary! d ny tsy nahafaly v no avela ho tadidy fa tsy izay nahafinaritra?
15. fijo ( 03/03/2004 09:23)
ilay manaratsy no tsy hazoko e.vita dia izay ko inona ary.
16. pitchou ( 03/03/2004 14:09)
izay izany no analany ny alahelony ko! d izy no tena mampalahelo
17. fijo ( 04/03/2004 11:32)
ka mbola tia izany matoa be resaka.
18. kitjo ( 26/03/2004 20:23)
alahelon-toerana dia tsy tiana ho an olona d haratsiana zany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4509