'za koa mbô hitady e!
1. xxx
(
20/02/2004 20:05)
mila namana vehivavy tsotra sy matotra mba hiaraka amiko raha mety .valio ao amin'ny rprincis@yahoo.fr
novalian'i ngama ny 12/03/2004 18:41
2. ngou
(
21/02/2004 19:14)
sao dia ra_ brince io
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/ngou ny 21/02/2004 19:14
4. aladin
(
22/02/2004 15:47)
fantatro io bandy io an!
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/aladin ny 23/02/2004 03:47
5. six
(
26/02/2004 17:28)
fa toi aloha aiza e! sao d tsy mifanakaiky!
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/six ny 26/02/2004 17:28
6. fijo
(
27/02/2004 20:27)
mitady miafina izy ko.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 27/02/2004 08:27
7. rapah
(
27/02/2004 10:28)
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/rapah ny 27/02/2004 22:28
8. fijo
(
28/02/2004 20:47)
asa ko.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 28/02/2004 08:47
9. vindy
(
01/03/2004 14:23)
fa i rapah angah le mila namana vehivavy?
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/vindy ny 02/03/2004 02:23
10. fijo
(
02/03/2004 16:57)
angamba ko
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 02/03/2004 16:57
11. aladin
(
02/03/2004 10:03)
mila izy izany koh
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/aladin ny 02/03/2004 22:03
12. six
(
02/03/2004 11:44)
ka za nga niteny we za ko mtady fa mba teneno fotsiny wa we aty ananona izaho , zay le tiako anontaniana, mbo ataovy tsara ny cv e!
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/six ny 02/03/2004 23:44
13. fijo
(
03/03/2004 09:57)
izay izany ry sipa isany o.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 03/03/2004 09:57
14. kitjo
(
04/03/2004 20:23)
manorata @i rprincesse@sipa.com ry rprincis an
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/kitjo ny 04/03/2004 20:23
15. six
(
06/03/2004 10:02)
miady tsara kosa le adiresy an!
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/six ny 06/03/2004 22:02
16. fijo
(
10/03/2004 11:46)
aza mifananiany e
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 10/03/2004 11:46
17. ngama
(
12/03/2004 18:41)
ary kitjo manala azy fotsiny nefa ny ol mba te mitady anjara. efa nahita moa nareo ko! za ko mba mitady ry zareo alefa ao @ sipa@mitady.mg. fa za aty EJEDA an!
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/ngama ny 12/03/2004 18:41