'za koa mbô hitady e!
1. xxx
(
20/02/2004 20:05)
mila namana vehivavy tsotra sy matotra mba hiaraka amiko raha mety .valio ao amin'ny rprincis@yahoo.fr
répondu par ngama le 12/03/2004 18:41
12. six
(
02/03/2004 11:44)
ka za nga niteny we za ko mtady fa mba teneno fotsiny wa we aty ananona izaho , zay le tiako anontaniana, mbo ataovy tsara ny cv e!
17. ngama
(
12/03/2004 18:41)
ary kitjo manala azy fotsiny nefa ny ol mba te mitady anjara. efa nahita moa nareo ko! za ko mba mitady ry zareo alefa ao @ sipa@mitady.mg. fa za aty EJEDA an!
