Inona ny fika?

1. jhouhlambout ( 13/02/2004 18:27)
Ahoana ny fomba fangatahana
3 ème chanche rehefa nahazo 1 sy 2 è chanche?
novalian'i fijo ny 25/02/2004 09:31
2. donemaskit ( 14/02/2004 20:23)
hadalàna ny nanary an'ilay chances 2 voalohany
3. kally ( 14/02/2004 20:49)
F'inona aloha ity chanche lazain'i jhoulahmbout e?
4. ikaretsaka ( 14/02/2004 18:10)
samborina haingana ny rebonds de dunkevana mafy be amin'ilay tsy misy manampo iny!
5. donemaskit ( 14/02/2004 10:47)
tandremo tsy mijery lavaka ka lasa any @ sisiny dia hiomehezan'ny olona!
6. isrine ( 14/02/2004 12:38)
salut!
ny fika atao ve 1+2= 3, de ho azonao ny 3ème, sa?
7. tequila ( 15/02/2004 16:46)
Raha io aloha dia tsy jamais deux sans trois loatra e , ka toa mampalahelo enao zany ... hitanao fa tsy misy manana hevitra satria , 2ème no farany .Asa nefa ny an'ny sasany ...
8. pitchou ( 15/02/2004 17:16)
marina ry jhoulh raha hisy hiaritra ny 3è chanche eo?
9. ikaretsaka ( 15/02/2004 17:47)
fa ahoana kosa e... ka tsy mba ho diso mihitsy izany?
10. donemaskit ( 16/02/2004 20:01)
fa im-piry hamerina ny fahadisoana ?
11. ikaretsaka ( 16/02/2004 10:47)
mandra paha tsy diso intsony
12. xxx ( 16/02/2004 15:44)
stratezika ranamana a, jerevo taminle roa volohany inona no nampahomby azy dia avereno ohatrahotrizay le fahatelo e.
13. donemaskit ( 16/02/2004 16:33)
sarotra zany raJhoul a... fa in no eritreretin'elah hatao ?
14. jhouhlambout ( 16/02/2004 19:19)
Haka ny 3è Chanche
15. fijo ( 17/02/2004 20:17)
mody mitomany rajhouhl a.mandaitra io matetika,dia ilay faha 4 elaela vao angatahina an.
16. ikaretsaka ( 17/02/2004 20:49)
ekena io
17. kally ( 17/02/2004 14:22)
Dia izay tokoa dia mitsinjaka fa hoe nahazo 2è sy 3è nefa ilay olona efa tsy mivaky loha intsony fa nekeny mba tsy ifandirana,ny sainy efa namboariny mihevitra izay ho solonao, dia veloma lava ianao @ fotoana tsy ampoizinao,na ho tantazina @ barika aza ny ranomasonao tsy hahatazona azy fa nataona lalan-kitan-kisoa mantsy ny hatsaram-panahiny.Ka tandremo ihany.
18. kally ( 17/02/2004 14:22)
Dia izay tokoa dia mitsinjaka fa hoe nahazo 2è sy 3è nefa ilay olona efa tsy mivaky loha intsony fa nekeny mba tsy ifandirana,ny sainy efa namboariny mihevitra izay ho solonao, dia veloma lava ianao @ fotoana tsy ampoizinao,na ho tantazina @ barika aza ny ranomasonao tsy hahatazona azy fa nataona lalan-kitan-kisoa mantsy ny hatsaram-panahiny.Ka tandremo ihany.
19. fijo ( 18/02/2004 20:55)
ka raha lasa moa izy atao ahoana e.efa mba nanandrana nitazona ny tena fa tsy nety izany,ka dia mahazahoa hafa indray e.
20. jhouhlambout ( 21/02/2004 17:08)
Ohatran'ny toa mety ihany lé fika! lé
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2063