Inona ny fika?
1. jhouhlambout
(
13/02/2004 18:27)
Ahoana ny fomba fangatahana
3 ème chanche rehefa nahazo 1 sy 2 è chanche?
3 ème chanche rehefa nahazo 1 sy 2 è chanche?
répondu par fijo le 25/02/2004 09:31
4. ikaretsaka
(
14/02/2004 18:10)
samborina haingana ny rebonds de dunkevana mafy be amin'ilay tsy misy manampo iny!
5. donemaskit
(
14/02/2004 10:47)
tandremo tsy mijery lavaka ka lasa any @ sisiny dia hiomehezan'ny olona!
7. tequila
(
15/02/2004 16:46)
Raha io aloha dia tsy jamais deux sans trois loatra e , ka toa mampalahelo enao zany ... hitanao fa tsy misy manana hevitra satria , 2ème no farany .Asa nefa ny an'ny sasany ...
12. xxx
(
16/02/2004 15:44)
stratezika ranamana a, jerevo taminle roa volohany inona no nampahomby azy dia avereno ohatrahotrizay le fahatelo e.
15. fijo
(
17/02/2004 20:17)
mody mitomany rajhouhl a.mandaitra io matetika,dia ilay faha 4 elaela vao angatahina an.
17. kally
(
17/02/2004 14:22)
Dia izay tokoa dia mitsinjaka fa hoe nahazo 2è sy 3è nefa ilay olona efa tsy mivaky loha intsony fa nekeny mba tsy ifandirana,ny sainy efa namboariny mihevitra izay ho solonao, dia veloma lava ianao @ fotoana tsy ampoizinao,na ho tantazina @ barika aza ny ranomasonao tsy hahatazona azy fa nataona lalan-kitan-kisoa mantsy ny hatsaram-panahiny.Ka tandremo ihany.
18. kally

19. fijo
(
18/02/2004 20:55)
ka raha lasa moa izy atao ahoana e.efa mba nanandrana nitazona ny tena fa tsy nety izany,ka dia mahazahoa hafa indray e.